angano angano
63. petiterose
(
17/02/2006 04:48)
veloo, tsy haiko fa raha nanaraka tsara aho an, dia toa misy karazana bebe be dia be hiandy an'i dadabe (?) dia to ahisy komba, di aza hitondra jus glace dia tsy haiko fa i mamzelkely hitondra chips angamba dia misy hitondra glace koa ao, ko sao dia mila mitondra glaçon ndry, hampangatsiahana izay mangana eo?
65. mamzelkely
(
17/02/2006 08:27)
petiterose< adinonjy fa za hitondra coca gros comme ca..:°):-D:-D
68. kala
(
17/02/2006 19:40)
tsy mahay kômbà zà fa saika hijery:wink:
ze te-hanao kombà amiko avy de omeko ny:-*raha vhv de itorahako:* raha lehilahy
:-D:-D:-D:-D sady ady virtoaly ange tsy mahafaty fa mahakofona fotsiny ê!
de torana virtoaly
:-D:-D:-D:-D:-D
ze te-hanao kombà amiko avy de omeko ny:-*raha vhv de itorahako:* raha lehilahy
:-D:-D:-D:-D sady ady virtoaly ange tsy mahafaty fa mahakofona fotsiny ê!
de torana virtoaly
:-D:-D:-D:-D:-D
74. sasa
(
21/02/2006 04:30)
mamzelkely tsssssssssssss mba miteny an'ahy nefa manao:-D:-D
Veloo avereno aloha e! firy indray manomboka :-D:-D
Veloo avereno aloha e! firy indray manomboka :-D:-D
75. kala
(
21/02/2006 06:59)
:-D:-D:-D daholo tsika eto zany.. Tsy hitanareo we milay ve :-D:-D:-D:-D