amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy.
1. fijo
(
08/02/2006 04:24)
mahagaga ahy fa tsy mety tafiditra ao amin'io resaka io mihintsy aho.mba atoroy ahy hoe azafady ny fidirana ao?
misaotra eeeee
misaotra eeeee
novalian'i fijo ny 08/02/2006 19:08
2. Fiffi
(
08/02/2006 05:29)
fijo: ka matoa ianao tsy mety tafiditra ao zany de bedy ko! sa mbola tsy ampy taona ? :-D
3. fasaly
(
08/02/2006 05:33)
fangah kou mbola misy an"zany ato, aleo hoe mba hiditra kounkou fa zà tsy bedy zany:°)
6. hery
(
08/02/2006 07:12)
Efa hitako miandry ao ny anaran'i fijo fa toa mbola mila eken'ny mpandrindra azy (i vegas). Angamba i leiry variana fa anoraty :-).
Fiffi, fasaly> jereo ilay hoe Dinika manokana etsy ankavia etsy dia misy dinika hoe amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy ao.

7. Fiffi
(
08/02/2006 07:40)
hery: miasaotra anao! fa hay mbola mila miditra mpikambana vaovao izany na dia efa mpikambana eto @ namana aza . 8O
8. hery
(
08/02/2006 08:22)
Fiffi> misy ny atao hoe Dinika manokana eto amin'ny serasera. Ny dinika manokana dia izay dinika hitan'ny mpikambana tsotra (tahaka anao) hoe mety hahaliana kanefa tsy ao amin'ny dinika ankapobeny (tahaka iretsy ankavia iretsy).
Misy dinika manokana vitsivitsy izay be mpijery ohatra Resak'olon-dehibe, Anay hatrany Bira sns... Ireo dinika ireo dia ny mpikambana no namorona azy ka tsy tafiditra etsy amin'ny lisitry ny dinika rehetra.
Ny lisitry ny dinika manokana dia hohitaneo etsy amin'ilay hoe Dinika manokana etsy ankavia.
Misy rohy hoe Handray anjara isaky ny dinika manokana, ka raha te handray anjara ianao dia tsindriana fotsiny io rohy hoe Handray anjara io. Tsy mila mampiasa mot de passe vaovao sns... fa rehefa manindry an'io ianao dia voarain'ny mpandrindra (admin) izay mitantana ilay dinika manokana ny fangatahanao. Dia anjaran'izy ireo no manaiky na tsia.
Rehefa manaiky ry zareo dia miseho eo amin'ny lisitry ny dinika rehetra koa ny dinika manokana.
Fampiharana :-)
Mandehana eo amin'ilay hoe Dinika manokana dia jereo izay mahaliana anao, dia tsindrio ilay hoe Handray anjara dia miandrasa...
Ho hitanao fa misy dinika vaovao azonao jerena rehefa tonga eto amin'ny serasera ianao.
Sao dia misy hanome fanazavana fanampiny?

10. fasaly
(
08/02/2006 09:58)
misaotra anao hery fa dia handeha hirongatra any ndray zany raha tsy bedy!:°)