Ti-Tan!!

61. mamzelkely ( 14/02/2006 13:30)
zoklbfkfk< avy aza eee hengana nao :-D:-D
62. pissoa ( 14/02/2006 13:53)
zoklbfkfk> Hihihi :-D:-D:-D

mamzel, tsy ny bebe ihany no miady, fa izay tia an'i bebe kou! Donky zah hanampy an'i Veloo =))=))=))
63. mamzelkely ( 14/02/2006 14:05)
de hiady zany nareo :roll: tairo ary fa vôkako njay zany pop corn :-D:-D
64. Veloo ( 14/02/2006 16:30)
=))=))=))
adaladala doly nareo reto... za tsy bebe tsony ka:b
65. pissoa ( 14/02/2006 16:44)
Hay ve e :?
Mamzel, ampirimo indray le pop corn fa tsy hisy kômbà tampoka e :-D:-D:-D
66. Veloo ( 15/02/2006 03:14)
efa misy bebe vao2 ato ka :-D:-D:-D:-D
an3 omeo ahy doly ny pop corn ka :miam::miam:
67. kala ( 15/02/2006 05:22)
ary toa lany le pop corn nefa zà mbola tsy nahazo:?:?:?
antsoy ndray le bebe vaovao ê!47ème
na dadabe mihitsy antsoina hiteny ny marina8O8O8O8O
dadabe > :*:*:*:*:*:*:*vao mamaly ê!:wink:
68. ari.malala ( 15/02/2006 05:28)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dpissoa a, za anie aky tena spektatera ihany zao no mety amiko fa tsy afaka miady ah e;) sady za nga bebe? za efa zafikely hatr'izay:-D:-D:-D:-D

mamzelkely, mbola misy ambiiny ky v le pop corn teo fa tô bdb le miady an-kanina amin-tsika roa?:-D:-D:-D:-D
69. pissoa ( 15/02/2006 06:01)
ari - kou zah koa zafikely koooooo, ahoana injy no tsy fantatro :-w:-w =))=))

Veloo - efa hitako retsy le tena bebe ah :-D:-D:-D
70. mamzelkely ( 15/02/2006 06:16)
i ari zafikelin dadabe niaraka tam bebe faha-17 de pissoa le bebe faha-39 de zay no ts hifankalalanareo :°) =))=))

ari< lany ny pop corn fa no zaraiana tam zafikelin dadabe efa ho firy aky za aza ts nahazo :-D:-D:-D:-D
71. kala ( 15/02/2006 07:14)
tena nivadika resaka hanina sy fitantarana ny taranak'i dadabe ndray le ti-tan kay:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mitady ho tara filma zà zany:?:
nenà ndray bedada mihitsy no tokony hantsoina fa ntssssssssssssssssssssssssssssssssssss
mbola ti-tan ve dadabe â!:*:*:*:*
72. ari.malala ( 15/02/2006 07:22)
d i daadbe ndray ve ry kala no tokony hahalala raha mbola ti-tan na efa tsy ti-tan tsony? tsy ndry ve satria any @ ndry anie le izy e =))=))=))=))=))=))=))
73. mamzelkely ( 15/02/2006 11:44)
ka mbola ti-tan eto izy ry ari aa:-D:-D
74. zoklbfkfk ( 15/02/2006 12:47)
tena mbola ti-tan any daholo rireto i kala sy dadabe â!
ze nandalovako rehetra mbola tsy nahitako an'izy roa reny... sady ny andro koa efa miha hariva de miha maizina de miha alina:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
ti-tan! ti-tan! ti-tan! rehefa vizana ve tsy ho tonga eo ihany...
avia aloha hanao pari we i kala sa dadabe no hiditra aloha:idea:
tena ledada no ho avy eo satria rehefa vita ti-tan de mbola ti-tanic i kala=))=))=))=))=))=))=))=))=))
75. ari.malala ( 15/02/2006 12:51)
=))=))=))=))=))=))
76. mamzelkely ( 15/02/2006 13:36)
zoklbfkfk: =)) nilentika total ve kala fa vizana lôtsa =))=))=))=))=))
77. pissoa ( 15/02/2006 14:01)
Hihihi - ary arahin'i zoklbfkfk mihitsy i bedada sy kala an! =))=))=))
78. Veloo ( 15/02/2006 15:17)
=))=))
79. bebe ( 16/02/2006 05:42)
=))
ary tena sady saro-piaro @ dadabe ny vehv ato de saro-piaro @ kala ny lehl.
Maty aho re razako....
zaza maditra daholo. :-D:-D:-D:-D:-D
80. mamzelkely ( 16/02/2006 06:26)
anjekako oooo tena hita mits we bebe i bebe fa miantso ny razany kooo:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2055