gabarit manao ahoana no tian'ny sipa e...
41. fasaly
(
08/02/2006 12:53)
mamzel: ary ho betsaka ihany ny hiaraka hianatra eto raha izany kanou! mahazo aina be ra fijo amzao fa mitombo ny mpianatra:-D
46. fasaly
(
09/02/2006 16:35)
mpampianatra mbola virja ve zany ry ralay kou tsy hifampianatra eto iany ny farany:°)8)
47. Dezy
(
09/02/2006 16:50)
mba ataovy an-tsoratra eto klou ry zareo fa sao da mba tafiditra @ virj ihany zahay a,avy eo nareo manao pratika any de zahay mpijery
50. soasoafy
(
10/02/2006 12:15)
ny tena ahazahoana fafiny de le somary mamatrapatratra ohatra ny bouchon e, de somary atosiny tsimoramora hiditra iny tena milay an!
52. fasaly
(
10/02/2006 19:47)
:-D:-D:-D tena iza lotsa ary ity soasoafy ity klé!!!
inona ndray zao resaka bouchon zao:-D
inona ndray zao resaka bouchon zao:-D
55. isrine
(
12/02/2006 12:16)
Miankina @ olona ihany io e.
Fa raha ny fahafahampo no tadiavina de ... hihihi
Fa raha ny fahafahampo no tadiavina de ... hihihi
57. xxx
(
27/02/2006 15:41)
io resaka gabarit io letsy ry zalahy de miankina am lay sipa,oatra ny isika gasy mantsy malaza fa kely gabarit,raha oharina amin'ny ry zalahy afrikanina,de lazaiko zavatra nareo,tam za nande tany afrika oa,de naka jôba za,de natahotra ihany ny tena tamin'izany fa tsisy dikany amin'ilay sipa ny an'ny tena raha mahita ny an'ny gena(gilady anie izany ry zareo e),tonga tao an-trano ary de raikotra ny ady:{,hay tena vaky vava injay le jôba hoe tena nahazo tsirony be mihitsy hono izy,fa tsy touy ny mahazatra,miferinaina amin'ny faharariana isaky ny mipetaka;de lasa tamana ilay jôba ry zalah;ka izay no ilazaka anareo miankina amin'ny le sipa io,misy sipa tian'ireny mamparary ireny,ao kosa anefa ny sipa sasany tian'ireny mampangitikitika ireny,donc samy tsara dôly io ry zalahy a!
58. pisopiso
(
01/03/2006 12:55)
Ialahy bôgôsy no tena tiany ry bainina a!(tsika anie tsy gena e!) izay no tena marina! fa ny sipa anie refa tiany ianao ahitany tsirony foana e!!
dia aiza le jôba zany zao??
dia aiza le jôba zany zao??
59. xxx
(
08/03/2006 15:28)
ilay joba ry pisopiso navela any afrika any atao ahoana ny fitondra an'izany aty dago,tsy lazaindry zalahy hoe mpiasan'ialah nga io tany.hi!hi!hi!sady tsy mahay manan ny sipa any e,kôzy,hafa iany ny sipa gasy leireto a!