accord open
1. mabloo
(
06/02/2006 14:51)
hono aoh ry zareo namana mpankafia mozy sao de mba misy mahay accord open nareo fa tena mba te handalina le filalaovana gitara ny tenanay e!
misaotra mialoha e!
mankalaza e!milay be!
misaotra mialoha e!
mankalaza e!milay be!
novalian'i fijo ny 01/03/2006 04:42
3. lapino
(
06/02/2006 16:33)
Ny fahazoako an'ilay "accord open" dia hoe régler-na ny tadin-gitara mba hanome feo accord majeur rehefa tendrena "à vide" tsy manindry touche n'inn inn. Ohatrohatra ny hoe:
Filaharan'ny tadin-gitara normal: Mi - Si - Sol - Re - La - Mi
open Sol: Re - Si - Sol - Re - Sol - Re
open La: Mi - Si - La - Mi - La - Mi
sns ...
Dia arakaraka an'izay koa ny fiovan'ny naoty rehetra avy eo, sy ny positions-na accords hafa. Za tsy mahay an'izy io aloha e.
Jerijereo "Open tuning" amin'ny google, ity misy doc kely:
http://www.guitarnoise.com/article.php?id=4 , http://www.guitarnoise.com/article.php?id=5

5. mabloo
(
07/02/2006 09:33)
misaotra e! milay le izy e!
ilaina ihany io zavatra io refa milalao kabosy am gitara de zay no tena itadiavako azy e!
ahavitana zavatra maro ihany ko izy fa tena misaotra e!
milay e!

6. mabloo
(
07/02/2006 09:35)

9. fijo
(
17/02/2006 19:37)
za tsy mbola mety mahay miaccorder glita mihintsy,fa zatra mampiasa le fireglena kely iny foana.
10. lapino
(
19/02/2006 01:28)
Ahoana izany fireglena kely izany ra-fijo? Ohatra ny mahaliana ahy zany fa za koa tsy mahay mi-regler an'azy tsara!
11. fijo
(
01/03/2006 04:42)
misy le boaty kely vidiana iny ka,"accordeur"ngaha no fiantsoana azy izay.
mitendry ny mi voalohany ohatra,dia misorata eole izy rehefa tratra io feo io.
dia toa izay koa ny La ,dia midina hatrany.tsy laf le izy fa 10€