lingeries menamena !!!!

21. fijo ( 08/02/2006 21:11)
asa ko,izy toa lasa saina be
22. mandrindra ( 09/02/2006 13:24)
mety mieritreritra ny hiova loko izy ka
23. fijo ( 11/02/2006 04:58)
io ve letsy raha hiamaitso tsy ho loza
24. bozimanga ( 14/02/2006 11:41)
mba hafahafa koa zany an!!!
25. fijo ( 15/02/2006 04:47)
izay mantsy
26. pisopiso ( 02/03/2006 11:52)
I rasoherina hiany ry kotobalita a!! taiza ndray zao ianao androany aprem iny?? mody hoe tapis! nefa nandeha vam....(mahery i piso an!!)
27. little ( 07/04/2006 11:05)
Ela kosa e! ky, reny lty no tena milay an! ohatran'ny ferrari lesy reny an! iza ko no bandy tsy tia ferrari ra tsy mitapy.
Sady raha hitan'la le lokony mainty kely ao anatiny an, otran'le hoe kiter reny mitsy kle!
Reny lty no milay an! fa ra tena manana blem la de zao manaova solomaso mainty de mainty daholo no hitan'la na de mena aza!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.431