Mpihatsaravelantsihy

21. lapino ( 01/02/2006 15:20)
Vahinala: ka hoe tsisy zédémô hoe! :wink::D

Pissoa: tsy ny hatsara ivelany no ratsy, fa ny fiseho mamitaka sy ny vokany (danzeré ohatra ny fitokisana raha sanatria diso fiantefa).

Fa i pissoa izany raha mamaky an'ilay teny, dia ny tsara sy ivelany no hitan-dry, fa nankaiza ilay miha- sy ilay hoe tsihy ? Raha ampahan'ny teny fotsiny manko no ijerena ny heviny, dia ny ampahany iza re no raisina amin'ny hoe: piss-oa ?! :wink:
22. booboo ( 01/02/2006 15:23)
:-D
23. pissoa ( 01/02/2006 15:31)
lapino, izaho kosa tsy niteny hoe ireo ihany no hitako e :-D:-D Fa hoy aho hoe mahita an'ireo aho! :-D:-D
24. Veloo ( 01/02/2006 18:42)
:-D
25. Herimiafina ( 01/02/2006 18:45)
Taloha ny Ntaolo de nanana tsihy madio be, ampiriminy tsara izy iny ary tsy sokafany raha tsy misy vahiny tonga izy.
Izany hoe rehefa misy vahiny tonga de ilay tsihy maloto be fampiasa andavan'andro dia saromana an'iny tsihy iny.
Teo no teraka ilay fitenenana hoe: Mihatsara velatsihy, izany hoe mamelatra tsihy tsara.
Asa klou na mitombona na tsia fa amiko dia mety izany satria fanajana ny vahiny, satria tsy maloto akory no atolotra ny vahiny noho ny fahasahamihanfan'ny fomba fijery sy fomba fiainana.
Izany hoe amiko: intelligent be ny Ntaolo klé, hehehehehe:-D:-D
26. vale ( 01/02/2006 22:07)
:roll::-D:-D:-D
27. vale ( 01/02/2006 22:10)
........amiko aloha dia na diplomatia na tsy haiko haiko ntsony sns sns aleoko aza ny ol 1 milaza ze tena eritreretiny NA DIA mety HANKARARY an'ahy ny teneniny na hatezitra toy izay mandainga mody miteny ny mifanoitra... rehefa tena tratranao @ izay fa hay lainga be fotsiny tena :twisted:grrrrr....
28. Herimiafina ( 02/02/2006 15:15)
Ka indraindray konkou tsy de tsara loatar ny hahafantaranao ilay tena izy amin'iny fotoana iny fa somary adify kely ndray andro na roa andro fa sao enao tapaka lalandra tampoka eo sanatriavina knou, hehehehhee:-D:-D
29. Fiffi ( 02/02/2006 15:36)
hoy Herimiafina: intelligent be ny Ntaolo klé, ka tena marina mihintsy anie io e! :-*:-*
30. Vahinala ( 02/02/2006 16:04)
Ary raha madio be le tsihy nefa loto fotsiny no ao ambaniny ao ankoatra le tsihy taloha ?:-D:-D:-D:-D
31. Herimiafina ( 02/02/2006 17:49)
De avy amin'izay indray no nahatonga le fitenenana hoe: "madio ivelany otsan,ny fasana" hehehehe:-D:-D
32. pissoa ( 02/02/2006 18:58)
Vale> Ka izay mihitsy, raha isaky ny misy olona tsy mahafaly kely ahy ve dia tonga ao hanao ny Je declare la guerre contre YYY, tsy ho korontana foana no hita? Dia izay no mampanontany tena ahy hoe maninona nefa raha mihatsaravelatsihy kely e? Saingy tsy haiko tampoka hoe ilay mihatsaravelatsihy ve tsy maintsy misy ratsy kely any ambadika 8)
33. lapino ( 02/02/2006 19:23)
Fa maninona anefa no mihatsara ivelan-tsihy e? Raha mampiseho ny tsy fahafaliana ve dia tsy maintsy 'Je déclare la guerre' foana?

Ihatsarao ivelan-tsihy eo fa dia ataony eo foana ny tsy mahafaly anao! :-w:-w
34. vale ( 02/02/2006 19:59)
pissoa:

Vale> Ka izay mihitsy, raha isaky ny misy olona tsy mahafaly kely ahy ve dia tonga ao hanao ny Je declare la guerre contre YYY, tsy ho korontana foana no hita? Dia izay no mampanontany tena ahy hoe maninona nefa raha mihatsaravelatsihy kely e? Saingy tsy haiko tampoka hoe ilay mihatsaravelatsihy ve tsy maintsy misy ratsy kely any ambadika 8)
hihihihi pissoa> tsisy idiran'ny fiantsaram-belatsy indray raha ny @ izay satria droit nao ny ho tezitra ary ilay olona no ni-provoké anao, ko ny ao @ baiboly aza misy teny hoe "loza ho an'izay natonga fanafintohinana "knooooo! ary ilay hoe: "mitezera fa aza manota?".... aza matahotra mampiseho ny "réaction"izany! izany akory tsy midika hoe "tia ady ianao" fa "mi-réagir"...:wink:


35. vale ( 02/02/2006 20:01)
Herimiafina:

Ka indraindray konkou tsy de tsara loatar ny hahafantaranao ilay tena izy amin'iny fotoana iny fa somary adify kely ndray andro na roa andro fa sao enao tapaka lalandra tampoka eo sanatriavina knou, hehehehhee:-D:-D
8O olona tsy mahay mi-"gerer" ny "sentiment" ny voan'ireny kouuuu!:-D:-D:-D


36. Vahinala ( 02/02/2006 20:02)
Aza mitsara ivelany tsihy hoa fa ny ao anatiny ihany tsaraina :wink:
37. pissoa ( 03/02/2006 05:19)
lapino> Hihihi - tsy tena hoe je declare la guerre anie izany fa hoe misy querelles foana ve e! Fa marina aloha ny tenin'i lapino hoe misy manararaotra eo indray e :-*:-*
vale, Vahinala> :-*:-*
38. maelys ( 03/02/2006 07:20)
tsy voatery hivatravatra foana na tonga de hihatsara velatsihy foana anie refa misy mahatafitohana e! misy milaza ao ambony ao hoe gerer-na ny sentiment, zay no tena mety.
Misy foana juste milieu fa tsy maintsy hoe mihatsara velatsihy na tonga de manao declaration de guerre.
39. mirana5 ( 03/02/2006 10:25)
manao Rainikoto Voatavo ny mpihatsarahivelantsihy( miseho ho tsara oatran'ny tsihy) ny ao ambadika maraorao masaisay MISY TOKOA MOA IZANY OOOOOOO!:oops::oops::oops:
40. vale ( 03/02/2006 20:44)
:-D:-D:-D:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2213