divorce

21. ds ( 02/02/2006 20:19)
Tsarovy fa ny lalàna any amintsika dia niorina avy tamina lalàna frantsay tamin'ny taona faha-60 tany ho any. Indrindra fa ny "code civil". Maro be ny lalàna mankery ao frantsa no mbola manankery sy mihatra any Dago. Izany no mahatonga ny lalàna gasy sasany tsy manana dika amin'ny teny gasy.
22. fijo ( 02/02/2006 20:45)
raha izy no niala dia,asio amin'ny "fandaozana tokantrano" izy e
23. pika ( 03/02/2006 04:31)
vivi a izay anie ilay hoe mora2 ny nanao sonia fa ny mamono azy mbola tsy maintsy misy étapes betsaka arahina e
everiko fa efa feno tsara ireo torohevitry ny namana ireo fa anao sisa ny mieritreritra
fihafiana angamba n mety zaka ao a@ tokantrano fa fijaliana indrindra ny eritreritra
24. vivi ( 03/02/2006 08:49)
eny , e tsy maintsy hieritreritra tsara aloha e!,ny ahy aloha ny 80/100d efa zay fa mbola ao ila 20 e!,izy kosa aloha tsy mamono ahy fa ankoatranizay d tena tsy !
25. fijo ( 03/02/2006 21:33)
vivi an,ato betsaka fa soloy.
26. vivi ( 04/02/2006 15:09)
raha miodina zany za zo v diso ry reto? izy efa manana, za nefa anie mba nahita ihany fa tsy sahy hiditra satria efa leomboanana e!; sao d hotranilay teo ndray d lasa matahotra b za! ny lhl koa anie mitovy e!, sao d tsy natao ho ahi mihintsy koa ilay fanambadiana!
27. pika ( 06/02/2006 08:08)
sao d tsy natao ho ahi mihintsy koa ilay fanambadiana!

tsy misy an'izany e fa saingy kosa aza maimaika na izany aza
28. fijo ( 15/02/2006 04:30)
vivi an,mihodina ry kala an,tsy misy bedy izany e,ary aza matahotra izany fa tsy mitovy araka ny voalazanao akory ny lhl rehetra.
29. xxx ( 18/02/2006 15:52)
:-D:-D:-D:-D:-D tsy hoe mampime le sujet fa mampime ahy ny lazainao farany hoe afaka miodina ve . oujjjyy inn andrasana tsy mampiodina ianao ange ka perte fotsiny eee , izy manao ny ataony de ianao hitazana fotsiny , manaova koa . Sady raha miodina koa toi mety mba verivery ihany ny saina , tsy mora anie ny misaraka eee . Torohevitra omeko anao refa +50% zany ny hoe hisaraka dia tonga dia raiso avy hatrany , aza miherika amin`ny passe tsony fa ny hoavy atrehina , tsy mora aloha le izy fa mila matanjatsaina be.
Ao anatin`io koa za amizao ry vivi fa tena atanjahako be ny saiko an , marina hoe misy ihany tsara nataony fa za aki leo mitomany an , ny aiko mila ho faty ka aza mampijaly tena fa refa tsy zaka aleo miala . Androany ange na rapitso izy hanambitamby de hiteny hoe AZAFADY fa tsy hanao intsony za kanefa afaka 1 na 2 volana dia hiverina indray ilay toetra tsy zakanao dia hiaina amizany fona ve ianao . Ao anatin`ny volana maro2 ianao mety sahirana kely fa refa tena tapaka ny divorce tadidio fa hilamina ny sainao.
Mahereza aki an
30. bonaventure ( 21/02/2006 16:39)
Zaho koa nangataka divorce ny vadiko nefa izy tsy eto akaikiko afa any lareunion nefa izaho aty france ny zanakay any aminy mba omeo sipapa rireto an,inona no tokony hataoko,fitaka aloha ilay izy e, nasainy nankaty aho dia avy eo izy nanaraka kinanjo napetrapetrany taty aho ny tena anefa dia niandry azy nandritra ny roa taona kinajo ttasy divorce no tonga vao tonga saina,ny tena @ io tsy havana tsy namana en plus raha tsy eo izy tsy homeny prefecture sejour mafy rireto an aza mahavo ny goavy manta ok
31. vivi ( 23/02/2006 17:59)
ary maninona raha tsy mandeha manatona avocat na assistante social manampy anao @ hevitra, io satria enjana b zany , izy koa anie mety nandaina izy we nisitaka ianao sady mety niteny izy we tsy miraraha vady amanjanaka d teo no nahavoazany anao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472