18 volana dia tafarina i Madagasikara

21. Fiffi ( 02/02/2006 06:16)
fijo: soahiany aza fa mba misy an'ireo. Indrisy anefa fa ireo mpanao politika ve hoy ianao andeha hivaky loha @ izany ? rehefa hitany fa misy zava-mahomby dia ngamba ny heritreriny hoe " ireo efa misy mpikarakara an'ireo koa inona indray no tadiavina mihoatra an'izany ?
22. lapino ( 02/02/2006 22:56)
Amin'izany hetsika ataon'ny fiangonana Ambohipo izany aloha dia tena omeko =D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D be dia be mihitsy, ary faly manokana mihitsy aho mamaky an'io!!

Dia isaorana ny olona rehetra ao anatin'ilay tetik'asa io, dia misaotra an'i naritsimba nitondra ohatra velona teto.
23. fijo ( 03/02/2006 19:52)
izay indrindra,tokony samy hanao toa izay ny rehetra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1747