504 baché

1. randzambola ( 28/01/2006 10:11)
mitady 504 baché double pont na tsotra aza tsy mann,
mba mampilaza nareo raha mahita amidy any
novalian'i xxx ny 29/01/2006 02:45
2. zandrikely ( 28/01/2006 18:43)
ao @ ebaye ry baina misy a sady mora , ra tsy zay mandehana any allemagne , ty misy site fijerevana vam : www.mobile.de , hitanao ao daholo zay ilainao e , azo atao teny vaza io fa teny gasy tsy mety , mazotoa e
3. xxx ( 29/01/2006 02:45)
hay ve misy an'izany e?ary aty dago aiza no ahitana vam??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2913