Fa maninona kay?

21. fasaly ( 29/01/2006 13:45)
kally: tena mahatsiarvina lay toetsaina an!
hitako mintsy ohatra reny star reny amzao tena matahotra ny ho antitra na voatsikera am fahanterana de tena manao zay mety mintsy hahatanora....
fa atao ahoana fa tsy maintsy mandalo eo daholo ...
ny zavatra hatao fotsiny dia io lazain'i veloo io no hitako manome korazy ho an'ny mahazo taona:cry:
22. Fiffi ( 29/01/2006 13:57)
marina daholo aloha izany e! ary mba manantena aho fa mamakyan'ity dinika ity io namako io , ka dia isaorana antsika rehetra
kally: anjaran'ny tsirairay tokoa ny mijery sy manao izay mahamety sy mahatsara ny fiainany saingy mba tsy fidiny ho azy koa anie ny zavatra manjoa azy e! nefa na dia izany aza izy hiany koa no tokony anaraka ny hevitrin'ny be sy ny maro satria toro-hevitra no nomen'tsirairay azy.
23. Veloo ( 29/01/2006 23:33)
misaotra anareo rehetra:oops::oops: zany maha namana antsika hihihiihh

fiffi a misy asa kely tokony ataon-njy ko a:
motiveo io amin;ny zavatra ataony...ny fanampiana an'azy mampihezaka azy hanao ho tanora fona indrindra izy nanao an;izany taloha asaivo tohizany an.
24. Fiffi ( 30/01/2006 05:12)
Veloo: eny ary akia an! :-*:-* izany hoe voatery koa aho niantso ireo namana miampy antsika rehetra eto ka mino aho fa hisy fihovana satria toa namaky tokoa ity dinika ity hono izy ka dia isaorana antsika rehetra t@ toro-hevitra . Io koa ary izahay fa efa nanapan-kevitra fa andeha hiazakazaka kely indray isak'alahady vao maraina :-D:-D:-D misaotra antsika rehetra :-*:-*:-*:-*
25. Veloo ( 30/01/2006 23:05)
Dia mahereza ny naman'i fiffi a mbola vo manomboka ny fiainan-njy hihihih:-*:-*:-*
26. Fiffi ( 31/01/2006 05:08)
ravakamalala: :-D:-D ka io ange no mba nolazaiko hoe mba nofinofiko e! hoe ny zavatra mba hiriako dia rehefa feno 50 taona aho dia efa mba nenibe :-D:-D fa maninona tokoa moa ? nefa moa tsy izaho no tompon-tsafidy :-D:-D sady mbola ho ela koa izany ko !8O8O
27. ari.malala ( 31/01/2006 10:22)
Tena mba hafa aky zany namanao zany ry Fiffi, neninay ko zao efa 50 taona mahery, fa ts mbola mahatsiaro tena ho antitra izany izy alo e, refa miaraka ary zahay mianaka d teneni'ny ol izy we tanora b neninareo d fiere ery ah, fa saingy indraindray ah mieritreritra we za zany antitra noho izy hihihi! fa ny ataon'i neninay alo d ts d miasa saina b loatra e, d miezaka mifalifaly foana arak'io tenin'i Veloo io :)
28. Veloo ( 31/01/2006 20:51)
ari:wink::wink: zay mihitsy retsy a omeo bisoube avy aty amiko ny neni-njy:lol:
29. ravakamalala ( 31/01/2006 20:58)
Fa maninn anefa ry reto raha antitra a? nga moa izany zavatra ratsy? hevero fa ny gasy rehefa manome tsodrano dia miteny foana hoe "ho tratra antitra e!"
30. Fiffi ( 01/02/2006 06:15)
ari.malala : indrisy akia an! fa tsy tokana kosa aloha izy manao an'io e! satria maro ny olona fantatro manao an'izao , io voisin-ko vazaha io aza no tena loza ny manjoa azy . Tsy dia tena azoko loatra koa hoe maninona .
ravakamalala: "ho tratra antitra e!" indrindra rehefa tonga ny fitsigerenan'ny taona nahaterahana iny , dia raisina am-po io dia valiana am-po koa hoe "misaotra" ary ianao koa! fa efa mba miahatsara izy izao satria tonga eto foana izy mamaky ny dinika eto.ka isaorana antsika rehetra nanmpy azy.:-*:-*

31. Veloo ( 01/02/2006 18:28)
:wink:
32. Fiffi ( 03/02/2006 09:05)
Veloo: sady demi-siècle akia de tsara e ?:-*
33. Veloo ( 03/02/2006 14:29)
fiffi a ie :-*
34. Fiffi ( 03/02/2006 16:21)
Veloo: :-*:-* :D:D
35. fasaly ( 03/02/2006 17:12)
raha izao hataon'ny veloo sy i fiffi zao kalou de tsy ho antitra zany mintsy nareo e!:lol:
36. fijo ( 03/02/2006 22:09)
tsy hoantitra fa halazo ihany ka.isika rehetra io.
37. Veloo ( 05/02/2006 00:02)
ny fanana attitude positive ko aky fasaly tena manampy be antsika rehetra ho tanora mihitsy a... nefa des fois je sais c'est pas evident...fa mahereza fona eeeeee:-*
38. Fiffi ( 09/02/2006 16:33)
fasaly: de tsy aleo ve tahak'izany ? :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5512