kolontsaina malagasy

1. damakely ( 26/01/2006 11:22)
iza no liana amin'ny harem-pirenena (patrimoine national)?
Raha liana ianao dia afaka mifanoratra amiko a@ damakley@yahoo.fr
novalian'i damakely ny 27/01/2006 13:45
2. mandrindra ( 26/01/2006 13:08)
fa maninona raha ifampizarana eto izany. Efa hoe harempirenena ve tsy mba tantarao eto mba hiarahantsika malagasy.
3. Angie ( 26/01/2006 13:42)
hita wa mandrindra, alefaso damakely fa sao vizana ao ny boatin'ise a :D
4. Samoana ( 26/01/2006 13:55)
Raha harena tsy vidiam-bola halefaso eto fa firenena hitambarana ihany io e !
Raha misy rakitra tatazana dia any @ dokam-barotra halefa:D
5. Bariry ( 26/01/2006 19:20)
Zarao eto fa iaraha-manana io eh!:lol:
6. fasaly ( 26/01/2006 19:39)
f'ita wa! fa maninona kosa aza no afenina any e! eto mba mifampozàra eto, mba mety ahasoa ny namana hafa kanou!
7. Veloo ( 26/01/2006 19:42)
:-D^^:-D:-D
8. damakely ( 27/01/2006 13:45)
Manao ahoana daholo,
tsy hoe hafeniko ane ilay izy fa mila ny fanampinareo aho hameno questionnaire iray izay mikasika io harenantsika io, tsotra kely tsy mila 5 mn akory ny mameno azy. Mba hahafahana manatsara ny fikajiana azy ireny fotsiny ilay izy satria izay no asako. de tsy maintsy atao fichier attache le izy de zay no ilako ny adresse mailnareo. azonareo ve ny tiako iaviana? de manantena valiny mahafa-po e,
damakely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8481