Andriamanitra dia Fitiavana - Deus Caritas Est

21. jentilisa ( 01/02/2006 12:46)
zany kosa ve dia tsy hay? na dia ny hoe filii Dei koa aza?
22. Veloo ( 01/02/2006 19:54)
jentilisa, marovezo a mahay miteny langue betsaka iny ... tsy maha dadabe azy io an:-D
23. marozevo ( 02/02/2006 01:10)
Aiza i dadabe ?
De i dadabe ve rehefa mivavaka amin'ny teny gasy dia mampivavaka sa mivavaka... zany hoe mpitarika sa anisan'ny vahoaka... sa mivavaka irery? Mba be gasy ve any Chine any ? Mba mivavaka ve ry zareo. Eto aminay be dia be ny Sinoa, ary mba milay ihany ny sasany... fa tsy izy rehetra.
Azafady fa tsy polizy aho akory na dia be fanontaniana aza.
24. Veloo ( 02/02/2006 20:01)
:-D:-D:-D nanda anontanio izy :-D
25. marozevo ( 04/02/2006 00:12)
Veloo:

:-D:-D:-D nanda anontanio izy :-D



Tena tsy azoko ny lazain'ialahy eto.
26. Veloo ( 05/02/2006 01:27)
:roll:
27. marozevo ( 06/02/2006 01:13)
Veloo:

:roll:



in-2 mahita ny maizina aho, nefa tsy sanatria....
28. marozevo ( 07/02/2006 00:57)
Tena tsapa tokoa fa DEUS CARITAS EST, satria toa manjary mifankatia izany isika eto amin'ity loha hevitra momba ny fivavahana sy finoana ity. Indraindray misy henjam-piteny na somary mmmm mihitsy, nefa toa ohatran'ny misy atmosferam-pifankatiavana izany eto. Sa ve ra-olona izaho irery no mahatsapa izany ?
29. Veloo ( 07/02/2006 20:26)
30. marozevo ( 08/02/2006 00:12)
Veloo:

8O



Efa manomboka mametraka solomaso... Fa maninona no manova fijery ?
31. diamondra27 ( 08/02/2006 10:03)
marozevo: tsy hitako ny tena fanazavana fa ilaozanareo manao hors size, sinoa e! italiana e!tatsy taroa!

mba izarao le tena votoatiny moa e! sa hoe: ndana vakio io boky io? hum

Nefa mahaliana be 'zany oe:ANDRIAMANITRA DE FITIAVANA izany satria , tanteraka ao anatin'io doly ny lalàna rehetra...
32. marozevo ( 09/02/2006 00:41)
diamondra27:

marozevo: tsy hitako ny tena fanazavana fa ilaozanareo manao hors size, sinoa e! italiana e!tatsy taroa!

mba izarao le tena votoatiny moa e! sa hoe: ndana vakio io boky io? hum

Nefa mahaliana be 'zany oe:ANDRIAMANITRA DE FITIAVANA izany satria , tanteraka ao anatin'io doly ny lalàna rehetra...



Marina tokoa izany eh.. Andraso fa rahampitso na rahafakampitso entiko eto fa misy famintinana amin'ny teny frantsay kely ao amiko ao. Za kosa aloha tsy hanao valiboribory hoe ndana vakio eh... nefa raha mahita an'ilay boky moa ianao, inona no maharatsy ny mamaky azy.
33. marozevo ( 13/02/2006 00:44)
Araka ny nampanantenaiko dia ity ilay vavaka mamarana ny ensiklikan'ny papa. Ialana tsiny anefa fa tsy ananako ny version malagasy ka italiana sy Frantsay no atolotro. Enga anie mba tsy ho vakiana fotsiny fa hiainana.

Voalohany, amin'ny teny italiana :

Santa Maria, Madre di Dio,
tu hai donato al mondo la vera luce, Gesù tuo Figlio, Figlio di dio.
Ti sei consegnata completamente alla chiamata di Dio
e sei così diventata sorgente della bontà che sorga da lui.
Mostraci Gesù. Guidaci a Lui.
Insegnaci a conoscerlo e ad amarlo,
perché possiamo anche noi diventare capaci di vero amore
ed essere sorgenti di acqua viva in mezzo a un mondo assetato.

Dia ity indray ny amin'ny teny frantsay :

Sainte Marie, Mère de Dieu,
tu as donné la vraie lumière au monde, Jésus ton Enfant, Enfant de Dieu.
Tu t’es complètement donnée à l’appel de Dieu
et tu es devenue ainsi la source de la bonté qui vient de Lui.
Montrez-nous Jésus. Conduis-nous à Lui.
Apprends-nous à le connaître et à l'aimer,
pour que nous soyons aussi capables de vrai amour
et d’être source d'eau vive au milieu d'un monde assoiffé.

Raha misy efa manana amin'ny teny malagasy, dia hafaliana ho antsika no mandray azy eto.

Ilay famintinana dia tsy vitako ny nametraka azy eto satria misy une page et demi le izy, nefa tsy haiko ny manao an'ilay hoe "jereo eto". Ho hita eo ihany izay hanaovana azy.
34. marozevo ( 14/02/2006 01:27)
Aiza foana ary diamondra no tsy tonga eto eh...
35. diamondra27 ( 14/02/2006 08:52)
marozevo: 'nty za e! za kosa ve mi-reclame de tsy ho hita.

Le fanaovana ny jereo eto de tapen'ise ny site misy ilay hevitra, de avy eo mivadika ho azy

Masina Maria, renin'Andriamanitra
Enao no nanome ny fahazavana ho an'izao tontolo izao
Jesosy zanakao, zanak'Andriamanitra
.........
........
De tohizo e!

Io rahery mba omeo tosika a!
36. marozevo ( 15/02/2006 00:33)
diamondra > Misaotra, ary tongasoa eh. Ka izao ilay olana momba ilay "jereo eto" eh. Ilay izy tsy site fa nalefan'olona tamin'ny mail-ko, dia ahoana indray ny fanaovana an'io.
Fa izao eh, mba jerijereo ihany ny site www.Vatican.va fa mino aho fa misy ao, dia mba ataovy "jereo eto" re io ry diamondra ah.
37. diamondra27 ( 15/02/2006 11:43)
marozevo: tena nisy ifandraisany sy mitovitovy t@ le ADRIAMANITRA DE FITIAVANA 'ty e!(tsy hitako itsony le size fa efa voafafa ngamba)

ny mamindra io indray de tsy olana fa le izy lava be koa, tsy aleo eo ihany jerena

le jereo eto efa mety ka! =

www.vatican.va

38. marozevo ( 16/02/2006 23:12)
ny ahy koa aza io ambony io misy "jereo eto", tonga ho azy eo koa. Tsy fahaizako no nahatonga an'io, za aza mba gaga. fa mitovy amin'ilay lazain'i diamondra eo ambany ihany io anefa.
39. diamondra27 ( 12/03/2006 15:49)
nisy nisaintsainana le izy ka!
merci
40. marozevo ( 13/03/2006 00:56)
Dia mba zarao amin'ny hafa, eny fa na amin'ny tsy eto amin'ny serasera aza, ny soa azonao tao. Mahereza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3412