Mpangalatra ny orinasa MADACOM

21. Vahinala ( 29/01/2006 21:26)
D asa marina, fa za aloha mino fa tsy madacom ihany io e, na ny orange aza manao koa satria nena taloha antaris tam izy mbola antaris dia mitovitovy amzany ihany ny olana dia niova madacom avy teo tany Mada.
22. Herytae ( 30/01/2006 10:20)
samy mangalatra aloha ireo e! fa ny an'ny MADACOM tena efa tsy rariny indraindray kah. Ny Orange mba milaza aminao isanandro ny credit-nao dia misy hicontrĂ´lenao azy , fa ny an'ny madacom tsy hay mintsy fa tonga de lany tampoka eo! Ndao hanao hetsika e!
23. methode ( 31/01/2006 08:51)
Raha mety manampy hiala amin'ny tsy rariny dia ataovy e! Zay aloha lavitra loatra dia tsy afaka manao n'inon'inona!!
24. lemenakely ( 11/02/2006 14:57)
na ny orange aty france aza mangalatra
25. Herimiafina ( 13/02/2006 22:20)
Endriky ny tsena vaovao izao, ny fidiran'ny Multinationale amin'ny tsena, ny fanapotehan'izay sahy mifanandrina aminy ary ny fahazoany alalana hanao izany amin'ny Fanalalahana ara-barotra.8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2843