hodi-tava madika
1. leba
(
23/01/2006 12:46)
Mba mangataka toro-hevitra raha misy afaka manome fa maniry ny tarehy mba hadio tsy hisy tasy sady madinika ny hodi-tava. Dia miangavy e8)
novalian'i Popety ny 07/02/2006 11:02
2. zoara
(
23/01/2006 13:31)
manao peeling indroa isakerinandro @ argile dermique mifangaro @huile essentiel de romarin.matetika koa ny fifohana sigara dia maha matroka ny hoditavan'ny vehivavy,fa io aloha arakaraky ny tsirairay fa tsy ny rehetra,koa raha azo ilana ataoko fa tsy hahafaty antoka
3. Fiffi
(
23/01/2006 16:31)
ny ahy aloha dia indray mandeha isam-bolana aho dia mampiasa "glycerine" kely aho ataoko @ vovo io an ! dia asiako savony kely dia dioviko kely , dia sasana tsara avy eo , fa tandremo koa sao sanatria ka tsy mahatanty an'io ny hoditrao satria samy hafa daholo.
7. xxx
(
24/01/2006 17:31)
aza tratran ny mametra panontaniana koa!mba manontany ve rangah lé namana dé zany no avaly lé!mba tena namana koa nareo zany!!
8. Veloo
(
24/01/2006 19:51)
ie wa ry reto... mila mande any @ dermato aky a... na manisy make-up be tsisy afa tsy izay ny kozin'io knou :-D
9. patrick2002
(
26/01/2006 02:54)
tsy haiko fa ny sperme hono mampadio hodi-tava,ary mety marina izany satria ny,produit cosmetique rehetra dia a base na sperme daholo,sperme na soavaly,sperme na kisoa ,ka asa
11. patrick2002
(
27/01/2006 02:50)
mba handramo kely ry fasaly ah! dia teneno ahy ny resultat fa hanokatra,salon d esthetique milay be isika ,ianao no ataoko PDG
13. patrick2002
(
27/01/2006 23:12)
:oops::oops::oops:andraso kely hoe etudier-na izay
samy hafa mantsy hono ny qualité na sperme ny lehilahy arakaraky ny taonany,mino aho fa afa ihany koa ny resultat azorehefa atao produits ilkay izy:D:D:D
samy hafa mantsy hono ny qualité na sperme ny lehilahy arakaraky ny taonany,mino aho fa afa ihany koa ny resultat azorehefa atao produits ilkay izy:D:D:D
15. Popety
(
07/02/2006 11:02)
Aza avily moa r'ireto ilay resaka fa mba ataovy resaka matotra ah. Izaho koa mantsy mba liana mihitsy. Mba matotra fa tssh.:x