Nenina
21. Fiffi
(
23/01/2006 10:35)
Vahinala: misy koa anefa ny hoe " tsy nanenenako mihintsy ny nanaovako an'izao sy izao" satria mety nahavita soa koa @ io na nanomé losona ho an'ny olona iray na naroro hevitra dia nisy vokany ilay izy dia azo lazaina hoe " tsy nanenenako izany":-*:-*
22. Vahinala
(
23/01/2006 11:17)
Fiffi : Ieu ka misy lafintsarany dia misy lafi-ratsiny fa dia ny fahaizana mandanjalanja azy no tena important e, mila mandinika tsara foana amin'ny izay rehetra mitranga nefa koa moa mbola olombelona isika tsy mahalala izay ho avoakan'ny ampitso ka dia tonga amin'ilay teninjy io hoe "avadika impito aloa ny lela" e ! :-*:-*
27. Fiffi
(
24/01/2006 16:28)
Vahinala: nefa kosa indray an! raha ohatra hoe nisy zavatra nataoko izao ary efa niheritreritra tsara aho fa mety io an ! nefa dia indray vita ilay izy dia tsy nifanaraka t@ nanilana azy dia io ary aho fa manenina tongotra aman-tanana !hoe tahak'izay .....:(
28. Vahinala
(
24/01/2006 20:04)
Fiffi > Ka ndry anie tsinona ts mpaminany e, tsy afaka ny haminavina dieny mialoha hoe mety ary ve ity zao sa tsia, fa dia rehefa misy zavatra tsy maintsy atao aloha dia atao izy zany, tsara ny valiny arahaba soa arahaba tsara hoa, ratsy moa izy, hatao lesona ho an'ny amin'ny manaraka d zay !