pitchou [ Valio ] 27-01-2006 21:03:20 Lohateny : Re : Un Malgache enlevé en Irak ny gasy kou iza ndray ....
felicia: ny tena tsy azoko amin'ny irakianina hoe kidnapena daholo ve rehefa vahiny na tsy misy hidirany amin'ny jihad aza...sady tsy amerika no tsy europe notsy miditra amin'ny adin-dry zareo...efa habibiana tsotra izao...dia mba mivavaha daholo ireto an...