hono ho aho e!!!

1. xxx ( 18/01/2006 20:01)
ireny sipa be nono ireny ve tsy mavesatra rehefa mandeha sa misy direction assistée izy ireny :-D:{
novalian'i fijo ny 20/01/2006 21:03
2. fijo ( 18/01/2006 20:56)
toa mavesatra,fa nisy iray izay niresaka tamin'ny dokoterako,fa tena manelingelina azy hono
3. fasaly ( 18/01/2006 20:58)
ié misy tena mila chirugie mahintsy fa misy fiatraikan'ny am fahasalamàna, tsy iomehehzana fa zava misy an!
4. fijo ( 18/01/2006 21:06)
mampalahelo,nefa milay an.
5. jennifer2 ( 18/01/2006 23:19)
zany ve reto? mampalahelo zany ry zareo raha izany koa!
6. Herimiafina ( 19/01/2006 00:16)
xxx:

ireny sipa be nono ireny ve tsy mavesatra rehefa mandeha sa misy direction assistée izy ireny :-D:{

Raha asiana nono ianao de mety hahatsiaro havesatra noho izy, fa saingyu izy efa natao hisy nono de efa zatra e!
Otran'ny hoe, raha niboridana foana no nahazatra anao ka asiana manao akanjo tampoka de mety tsy à l'aise fa hahatsiaro mavesatra. hehehehe:-D:-D:-D:-D

7. pissoa ( 19/01/2006 05:42)
Fa iza moa no niteny tamin'i Herimiafina fa tsy misy nono i xxx :-D:-D

Rehefa tsy misy nono (ny vehivavy an) - mampalahelo, rehefa be nono, mampalahelo :? :(
8. mamzelkely ( 19/01/2006 06:54)
maha complxé le izy njainjay nefa ko mety ho atout satri tonga de vô-remarker-na enao ko hihih:-D:-D
9. Vahinala ( 19/01/2006 08:26)
D ahoana ndray zany le olona makany am dokotera mba hanageda ny nonony reny, mila raharaha izy raha izany koa ! :lol:
10. mandrindra ( 19/01/2006 09:05)
mba te havesatra izy ry vahinala a
11. Herimiafina ( 19/01/2006 12:03)
Zah klou tia nono be mahintsiny e! Raha nono naturel fa raha silicon fotsiny tsy de tiko, sady raha silicon de mety hamono mahafaty raha entina mandeha avion satria mipoaka rehefa tafakatra mihoatra ny 9000m d'altitude hono!!!! hehehehehe:-D:-D:-D:-D
12. hery ( 19/01/2006 12:34)
Dia hanontany eo koa ny vehivavy hoe tsy voasembatsembana ve nareo lehilahy amin'io zavatra mibahambahana eo anelakelan'ny fe-nareo io :-p
13. Vahinala ( 19/01/2006 12:41)
:-D:-D:-D:-D:-D Ie zany mihitsy !
14. lemenakely ( 19/01/2006 13:48)
tsy manin io satria ny an'ny lehilahy anie kely e
15. diamondra27 ( 19/01/2006 14:29)
hay ve mety mipoaka izy ireny e!

za zao manana mpiara miasa be nono be le izy nefa izy tsy complexée de mande oazy le fiainany , tsy misy direction assisté zany io fa toa ny taova rehetra ihany
16. fijo ( 19/01/2006 21:34)
iny indray rahery rehefa mihenjana vao manelingelina an.
17. mandrindra ( 20/01/2006 08:24)
ampirmo any amin'ny toerana hafa any letsy raha manelingelina a
18. pissoa ( 20/01/2006 12:09)
An3 - mandrindra, tapaho fotsiny fa aza ampirimina any amin'ny toeran-kafa izany :-D:-D:-D
19. Angolaina ( 20/01/2006 12:24)
tsy fidiny ho azy kosa ange ny be nono e! nefa misy olona tena mankafy anreny be nono reny an ! :-D:-D
20. fijo ( 20/01/2006 21:03)
air bag kosa ve ko.plouf plouf.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3158