Sao mba misy mahita hevitra ?
1. ido
(
12/01/2006 07:26)
Tena sahirana be aho dia voatery mitady fanampiana ê! sao mba misy afaka manampy ahy fa tsy mahita driver ho an'ny carte graphique-ko mihitsy aho, carte efa somary taolo, tadiaviko daholo ny driver ho an'ny version windows rehetra. tsy tena fantatro na ny type-n'ilay carte aza fa zao fotsiny nosoratra eo @ ilay chip hoe: nV DAC64 (ohatran'ny hoe nVidia nefa tô tsy izy)- A22BI9609. Misy chip iray koa hoe nV1-A22GX9609. Efa nampiasa DRIVER DETECTIVE aho fa niala maina. tsy hitako koa moa izay fampidirana ny sariny eto. Misaotra anareo mialoha.
novalian'i ranonne ny 06/03/2006 14:49
2. lapino
(
12/01/2006 09:16)
Andramo hoe mampiasa Everest:
http://www.01net.com/telecharger/windows/Utilitaire/optimiseurs_et_tests/fiches/30728.html
http://www.01net.com/telecharger/windows/Utilitaire/optimiseurs_et_tests/fiches/30728.html
3. ido
(
12/01/2006 12:20)
Lapino > merci.
Hitako ny type-ny SGS THOMSON STG-2000X, fa ny driver sisa no ho tadiaviko
Hitako ny type-ny SGS THOMSON STG-2000X, fa ny driver sisa no ho tadiaviko
4. rongatry
(
12/01/2006 14:11)
1-Mandehana ao @ google de manaova recherhe fichier atao oe "Aida32" na "Everesthome", fa io zany no application ahafahana mamanatra ny config ny machine rehetra na ny logiciel installé ary.
2-De alaina ao fotsiny ny marque-n'ny carte graphique
3-Dia installer-na @ machine-nao lay izy.
4-dia alainao fotsiny ny menu rapport dia zay relative @ materiel ihany no alaivo.
Mipoitra eo ny marque de configuration @ zay, satria raha avy aty @ panneau de configuration izy dia possible tsy ho hita ny tena marque.
Mahavità.
dia valio raha sanatria kaaaaaaa.

6. ranonne
(
06/03/2006 14:49)
Salut ..jerevo ito sao mahasoa anao.
http://members.driverguide.com/driver/detail.php?driverid=17021
http://members.driverguide.com/driver/detail.php?driverid=17021