Ny hevitrao no andrasako !

21. mandrindra ( 13/01/2006 14:08)
ahoana koa izany manamboatra fitiavana irery izany ry pika ?
22. Vahinala ( 13/01/2006 17:26)
pika > Eny tokoa hoa ahoana zany manamboatra zany, ka ra olona tsy tia anao no tianao d ahoana ? Ho terenao izy zany ?
23. nani ( 13/01/2006 17:37)
salut !
Pika an !! Mba ahona koa izani hoe manamboatra ny anjra rah @ resaka fitiavana ? Mba atoroy ahy fa mety ilaoko zani moa ee:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.144