Fomban'ny sekta: mahomby ve raha ...

21. ravakamalala ( 13/01/2006 16:55)
Marina fa leo politika ny olona fa etsy andaniny koa mbola hita fa betsaka ihany ny olona mbola tia tanindrazana, zany hoe mbola vonona ny hanao izay azo atao rehetra mba anarenana ny firenena, fa ny fahaizanao mandresy lahatra azy no zava dehibe.

Afo matory aoo ampon ny tsirairay io fitiavan tanindrazana io amin izao fotona izao fa mila ampirehetina!

raha tena samy mikaon doha sy mitondra izay anjara birikiny ve ozy nareo tsy ho tafavoaka ihany i madagasikara e?

22. ravakamalala ( 13/01/2006 16:58)
ilay tetik ady aroson i lapino aloha dia hitako hoe mety hahomby raha tena arahina antsakany sy andavany, anampiana azy fotsiny ary ny tena zava dehibe dia ny "pertinence" ny hevitra aroso eo.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3783