Sans plomb

21. diamondra27 ( 15/01/2006 11:35)
ka le inona oa le lazainareo sans plomb 95 ve sa sans plomb 98 sa refa ss plomb jiaby de mety
22. Ralay ( 15/01/2006 16:22)
Indice d'octane ao anatin'ny essence io ry diamondra ka raha fiara @ zao fotoana izao na vao haingana ny anjy dia SP95 no ampiasao fa raha efa tranainy dia tsara ny SP98.
23. Veloo ( 15/01/2006 23:50)
ralay zay mihitsy lesy a:lol:
24. vale ( 16/01/2006 10:50)
Herimiafina:

Ka na tsy hanao afatsy sans plomb aza anie i Mdagasikara rehefa mbola mikivilavila ny resaka fikarakarana madinika (entretien) tsy dia misy dikany loatra izany raha toa ka resaka tontolo iainana no nahatonga izay fanapahankevitra izay e.

Firifiry moa ny fiara no maty segment nefa mbola taritina eny ihany, maro ny efa tokony hisolko filtres ireny taxi-be ireny, mbola eny ihany. Ny an'ny sasany aza moa tsy misy entretien ny frein, efa lany ny plaquette ny ferodo, mbola lasa foana efa supprimé ny frein amin'ny pneu sasany mbola eny foana, hany ka mamono olona directa, nefa ny olona no tokony ho zavadehibe indrindra ao anatin'ny antsoina hoe tontolo iainana.


Herimiafina> ko any @ visite technique aza misy risoriso ihany ko, tsy mahagaga ireny fiara tsy ampy fikarakarana ireny no mbola hita mandeha ihany! loza be ireny nefa satry misy risque be hanao accident!hum!
25. Ralay ( 16/01/2006 13:26)
Ka miverina @ voalazako teny aloha ihany aho fa resaka commercial io fa tsy resaka tontolo iainana izany satria marina dia marina tokoa ny voalazan'i herimiafina io. Ny viddin'ny SP anefa lafo kokoa nefa raha ny etat-ny fiara any amintsika no jerena dia tsy misy tombony azo akory ny fampiasana azy izany fa infime.:lol:
26. diamondra27 ( 16/01/2006 18:02)
missaotra ralay a! zay no tsy haiko
27. Ralay ( 16/01/2006 18:10)
Tsy misy fisaorana fa izay no antony anaovantsikadinika eto e
28. Vahinala ( 17/01/2006 11:41)
Marina daholo koa aloha izany e !
29. Ralay ( 17/01/2006 16:07)
Aza misalasala fa mbola malalaka ny toerana e.=))
30. Veloo ( 17/01/2006 21:04)
toerana aiza zany?8O
31. vale ( 18/01/2006 01:07)
Eny hoà ry veloo!=))=))=))
32. Ralay ( 18/01/2006 11:28)
Ny toerana azo hametrahana fanontaniana eto @ forum e :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0179