blog tsimiandravola
41. Mifenty
(
11/01/2006 14:03)
>>lava b doly le post d lasa kamo be aho hamaly le;
aleo ny ahy atao ko fotsy d mora vakina
:-D:-D:-D
43. tsimiandravola
(
12/01/2006 06:55)
jentilisa:
Ka ny mahavariana aminy manko dia azo natao anarana tsara ilay hoe jona na Jaona na izay ilazanao azy no manaraka izany hoe bar izany ka tsy dia nataoko mahagaga ahy raha voalaza aloha voalohany hoe zanaky jona no dikany fa tsy tedavina aloha! Raha antsoina indray hoe Arata manko dia anarana tsy fandre izany Anarana izany! Jona na Jaona anefa dia malaza be amin\'ny jiosy (Cohen). Koa hadisoako raha mbola mitazona izay voasoratra aho?
Tsy afaka hanery an\'i Jentilisa aho na amin\'ny inona na amin\'ny inona.Ny fantatro fotsiny dia tsy zavatra iray ihany no voalàza itoeran\'ny hosoka,ary ireny rehetra ireny dia mitambatra iray ho anentany (faisceaux) ahafantarana fa natao fanahy iniana mihitsy ny nanafenana ny zava-niseho tamin\'ny taona am-polony faha 3 :atao misangorilepetra* ny tantara (brouiller les pistes),mba tsy ho tsikaritry ny olona fa ny mesia izay maty tamin\'ny taona 30 na 33 anie ka tsy i Jesoa mesia mihitsy,fa i Joany Mesia izay sefo deban\'ny revolisionera nazira,izay mitovy kilasy amin\'ireo tarika Boanarjesy sy ry Jodasy ary Barabasy,sy ry Paolin\'i Tarsa.Amin\'io resaka io dia nampidirina koa tao amin\'ny Asan\'ny Apostoly sy ny \"Antikité Jodaika\" (Joseph Flavius) ny olona iray voalaza fa \"Ejipsianna\" izay nitarika fihokonan\'olona miisa 2000 (Jereo ny asan\'ny Apostoly sy antikité Jodaika).Io Ejipsianna zana-jovy (anonyme) io dia tsy hafa fa i Joany Mesia ihany koa.
Fehin\'izany dia tsy fantatry ny mpamaky baiboly intsony ny tena zava-niseho tamin\'io taona 33 io ,fa ny fantany dia i Jesoa izay voalazan\'ny baiboly fa \"il est venu chez lzs siens,et les siens ne l\'ont pas reconnu\".Normal mihitsy raha \"les siens ne l\'ont pas reconnu\" satria maty i Joany Mesia (Boanarjesy) de nalevina,ary tsy hita intsony.Mboa nisy mesia maro nanaraka tato aoriana fa ringana daholo Eleazara,Menahema...ny farany indrindra dia maty tamin\'ny 132 antsoina hoe Barkosheba
Efa voadikako ny \"réponse aux objections\" (setrim-pandavana) fa mbola tsy voa-taper masinna.Hataoko amin\'ny vohikala tsy hoe ela.Izy io dia mikasika ny fahanginan\'ny mpanao tantara fahagola ny amin\'ny tsy fisian\'ny kristianna sy i Jesoa:Sénèque,Tacite,Plutarque,Pline le vieux,Pline le Jeune,...fa indrindra indrindra i Flavius Joseph izay ahitana andalany hosoka mikasika mivantana an\'i Jesoa,izay ankalazain\'ny kristianna ho vavolombelona miezingezina ny amin\'ny fisian\'i Jesoa ara-tantara.
Averiko eto ny rohy misy ny vohikala kimolamola fa dia miala tsiny
www.geocities.com/tsinisijesoa/fanolorana
44. tsimiandravola
(
12/01/2006 07:23)
Fanamarihana kely ny momba ny hoe Jaona.Fifanandrifian-javatra fotsiny fa siora aho.
Tadidinareo angamba ilay hira hoe "Ny fahazazahana teo anilan'i Neny...teo anilan'i Dada...toa manjaona no atao...izaho sy ny sambokaly ery an-dranomasim-be." Jereo ilay hoe Manjaona:Ny "Man" dia fanaovana matoan-teny ny "jaona" dia mitovy dika amin'ny teny indonesianna hoe "jaun" mirenireny no dikany.Ka raha ampiako teny hoe "Bary" eo aloha dia lasa hoe "Barijaona".Ny "bary" nefa eto dia tsy midika ho zanaka satria avy amin'ny fitambaran'ny teny hoe "Be" (Besar amin'ny indonesianna) sy "hari"(indonesianna koa io),ka lasa midika hoe Beandro na androbe (satria hari=andro na masoandro ka nahatonga ny hoe zanahary,miharihary=se montrer au grand jour).Rehefa atambatra izany ny Be-hari-Jaona dia lasa hoe Barijaona izany hoe "androbe mirenireny",na raha adika amin'ny mety kokoa dia hoe "masoandro mody".Toy izany koa ny hoe "Harijaona".
Noho izany dia mety ho hainareo ny dikan'ny hoe Baribary maso.
Ka ny hebrio cohen aloha tsy haiko fa raha io jaona io dia manana origine austronezianna.Angamba koa izany no mahatonga ny sasany amintsika milaza fa jiosy hono ny gasy sasany (tsy mino izany aho aloha).
Ny tiako ho lazaina amin'io dia na ny teny hoe "Bar" aza dia tsy voatery ho zanaka lalandava no dikany nefa aleo ny linguiste no miteny ny momba izany.

45. naritsimba
(
12/01/2006 08:12)
Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao...!
46. bichette
(
12/01/2006 08:55)
Tsimiandravola, misaotra anao mizara ny fahalalana tahakan'ity fa samia mandray izay mahasoa azy
47. jentilisa
(
12/01/2006 09:16)
ilay izy tsy miresaka izay teny indoneziana any fa ny teny arameana no anontaniako azy. Momba ny teny hoe manjaona indray mbola tsy naheno izany teny izany aho fa mandrahona no fantatro. Olona badalela angamba no nohainoanao nihira dia manjary ataon'ny sasany fihomehezana amin'izany. Hafa indray raha teny hoe manjohy!
Taminao indray no nahenoako voalohany fa nisy fifandraisan-teny koa teo amin'ny aostroneziana sy ny semita! tahatahaky ny mitady hifangaro voraka avokoa ny zava-drehetra ao aminao.
Momba ireo mpandinika tantara lazainao indray dia misy hatrany ny safidy apetraky ny mpanoratra tantara. Raha ny fahalehibeazan'i Roma no tian-kavoitra tsy hitantara izay olona tsy mifanerasera aminy ary izy. Tahaka ny hoe amin'ny vaovao maneran-tany io olona firy no miresaka izany madagasikara izany nefa izany tsy midika hoe tsy misy i madagasikara! ny firesahana momba azy no tsy misy. Tahaka izany koa gasy firy no mahalala izany Tuvalu izany nefa izany tsy midika hoe tsy misy izany firenena Tuvalu izany. Asa fantatrao ve ny fisiany?

48. tsimiandravola
(
12/01/2006 13:49)

D'accord amin'i Jentilisa aho raha raisina santionany ny sarambabem-bahoaka toa ny mpiangona ao anaty fiangonana iray ohatra.Izay ilay antsoina hoe "monsieur tout le monde".
Fa rehefa olona spéciale kosa,izany hoe échantillon 'olona hafa mihitsy ,sady izay indray Chroniqueurs...Nefa tsy niteny tsy nivolana ,,,ao raha.
Izaho angamba mety tsy ahafantatra ny fisiana na ny toerana misy an'i Tuvulu sy Papete ....fa dia tsy mampino kosa raha i Antoine na i Joe Dassin no tsy niresaka mihitsy an'izany.Raha tsy niresaka mihitsy an'izany ireo dia tsy nisy izany Tahiti satria toa an'i Antoine ohatra dia azo lazaina fa spécialiste mihitsy ny momba ny nosy kely rehetra any amin'ny pacifique.
Ataoko koa fa tsy mendrika an'i Jentilisa ny hanazimbazimba,na hanao Z'inona ny kristianisma.Tena faran'izay nalaza indrindra anie izany Kristianna izany raha araka ny filazan'ny baiboly azy izany e.Tena nirohatra nankao daholo ny Paiens marobe,na Jiosy na Grika,hatrany asie mineure ka hatran- Europe occidentale,en passant par Rome.Tena mitampina tain'omby mihitsy ireo mpahay tantara ireo fa ny olona rehetra mahafantatra daholo an'izany fivavahana vaovao izany tamin'ny taona 150 ,fa ry zalahy mpanao tantara ihany no tena lany ranomaintsy tsy nisy anoratana ,nefa ny parchemin angamba mba nisy ihany...sa.naleon-dry zalahy nitantara combat de menthees réligieuses..Izany ve tsy manambany ny kristianisma?????
49. majesty
(
13/01/2006 05:02)
tsimiandravola:za aloha mino fa mpivavaka ianao fa saingy tsy mino an'i jesosy fotsiny ary raha ny fahazoako ny firesakao dia manana foto-pinoana arahina ianao izay tsy kristiana mazava ho azy ,ka moa ve mba azonao lazaina eto izany azafady ndrindra tompoko ! de misaotra an'ise mialoha
50. tsimiandravola
(
13/01/2006 07:53)
majesty:
tsimiandravola:za aloha mino fa mpivavaka ianao fa saingy tsy mino an'i jesosy fotsiny ary raha ny fahazoako ny firesakao dia manana foto-pinoana arahina ianao izay tsy kristiana mazava ho azy ,ka moa ve mba azonao lazaina eto izany azafady ndrindra tompoko ! de misaotra an'ise mialoha
:lol:
Tsapako fa tena pertinent mihitsy ny ahiahin'i Majesty.Reflexe io.Hoy ilay ramatoa tavaratra (arabo izay) izay vao tsy ela:"il faut bien s'accrocher à quelque chose!"Ny olana dia tsy ny hoe fi-accrocher-vana amin'ny quelque chose loatra,fa ny mi-s'accrocher amin'ny n'importe quoi.
Noho izany dia antsoin'ny "raison" isika hanao "tri",izany indrindra no zava-kendrena mba ho instruit ny olombelona,izany no ianarana sy ihezahana ny amin'ny alphabetisation mba tsy dia ho "bête" be loatra ny ankamarian'ny olona ao amin'ny firenena iray.Ny problema goavana nefa dia,raha isika nahazo instruction "suffisante" tonga dia tsenain'ny "obscurantisme" eo ambaravaran'ny fahazavàna,aiza no mbola hahazo ireo tsy dia instruit loatra?
Inona no firenena handroso amin'izany?Firenena iza no handroso ao amin'ny finoana fotsiny ihany?Nisy nanome ohatra ny momba ny Amerikanna,firenena mandroso be nefa mpino be.Ampiasaontsika ny atao hoe "lecture intelligente" mikasika ny fihetsik'ireo milaza azy ho kristianna Amerikanna.Dia mbola chapitre hafa indray iny fa ny tiako holazaina fotsiny dia azo atao ny mandroso,tsy nohon'ny mahakristianna akory,fa au contraire,EN DEPIT du christianisme.
En terme clair,ny fivavahako dia ny raison araka izay azoko atao aloha.Tsy hoe,ilaina akory ny spiritualité,dia ho voatery ho kristianisma.Ny diversité ilaina,ary tsy misy manan-jo hilaza ny azy ho universelle ka hitsako sy hitelina ny madinika,toy izay nahazatra ny monothéisme,ny richesse culturelle dia ny fisian'ny diversité,donc tolérence.
Tsy hoe "misy banga" akory ao anatin'ny olom-belona dia ho voatery ho fenoina amin'ny n'importe quoi!Tokony ho denoncer-vana daholo izay rehetra mandhariana amin'izany diversité izany.
Tsy hitako mihitsy izay hiadivana amin'ny kristianisma raha tsy nanana an'io toetra universaliste io izy.Ny fananany an'io toetra io dia mitarika avy hatrany ny "examen"mikasika ny aminy.
51. jentilisa
(
13/01/2006 08:08)
Miala tsiny aho raha mamaly anao hoe ny olona mpandrafitra moa inona eo anatrehan'ny firenena iray? Dia fantaro ny asan'i Jesoa!
Tsy fanimbazimbana ny kristianisma mihitsy izany fa ho fanehoana aminao fa ny tena krisitana dia izay tsy fantatry ny maro anarana akory aza! ny mpanjaka dia maka ny politikany hampitombo ny ambaindainy fa ny tena kritiana dia izay notsinotsinoavina!
Misaotra anao!

52. jentilisa
(
13/01/2006 09:36)
ny laisite dia manana toetra universaliste! toherinao koa ve io? tandremo tsara ny famalinao azy fa sao mifanohitra amin'izay voalazanao farany io!
53. tsimiandravola
(
13/01/2006 09:43)
jentilisa:
Miala tsiny aho raha mamaly anao hoe ny olona mpandrafitra moa inona eo anatrehan'ny firenena iray? Dia fantaro ny asan'i Jesoa!
Tsy fanimbazimbana ny kristianisma mihitsy izany fa ho fanehoana aminao fa ny tena krisitana dia izay tsy fantatry ny maro anarana akory aza! ny mpanjaka dia maka ny politikany hampitombo ny ambaindainy fa ny tena kritiana dia izay notsinotsinoavina!
Misaotra anao!
Fanamarihana kely fotsiny ny amin'ilay hoe mpandrafita.Tsy tadidiko intsony ahoana mzava ilay resaka momba io,fa tsy mpandrafitra mihitsy no asa voalaza fa fanaon'i Jesoa sy ny rainy.fa mpanjono.Resaka pasipasy ara-dikan-teny fotsiny ny tamin'izany ka nahatonga ny tradition hoe mpandrafitra.Io dia mitovy ihany ahmin'ilay hoe 3thomas antsoina hoe Didyme" izay midika hoe "Ilay kambana antsoina hoe ilay kambana".
Fanamarihana fotsiny iny.
Manaraka izany ny amin'ny sarintsarina "humilité" (=fanetren-tena) fanaon'ny kristianna dia vaky bantsilana amin'ny zavatra maro:
-Ohatra ny persécution nataon'ny Kristianna nandritra izay taon-jato maro lasa izay.(jereo ny amin'izany ny ho les pages noires du Christianisme =à lancer par Google)
-Ny fahaizan'ny kristianisma ny milalao ny humilité sy ny arrogance araka izay maha soasoa sy mahadiavolana ny idéologieany.Ohatra fotsiny izao ny hoe "catholique"=universelle,arrogance izany.Ary ny hoe notsinitsiniavina indray dia resaka victimisation,izany hoe miseho hatrany ny kristianna ho victime isaky ny misy irika.Ohatra amin'izany dia voalaza fa nohenjehin'i Neron ny kristianna tany Roma:volalohany aloha dia tsy kristianna no tany Roma tamin'izany fa Esenien Zelota.Faharoa tsy nisy mihitsy izany fanenjehana izany fa ny renseignement tokana nahitàna izany dia sandoka(jereo manomboka rahampitso ny site www.geocities.com/tsinisijesoa/fanolorana fa ho hitanao ao,titre =setrimpandavana).
Farany dia ny position kristianna izay mieritreritra fa notsinitsiniavina dia poizina ho an'ny firenena sy ny fandrosoana.Raha notsinitsiniavina ry zareo kristianna gasy ohatra dia tokony hioitra mba ho "quelque chose",mba tsy ho hay hambaniana,mba hanana ny mahaizy azy amin'ny maha olom-pirenena mamokatra sy tsy manaiky tsindry hazolena azy,fa tsy hiandry fotsyny ka hiteny hoe "andriamanitra tsy andrin'ny hafa andrinay mavomavo eto ihany" sy ny hoe "Andriamanitra no hamaly faty an'izay manao ratsy".TSIA ,IZAY MANAO RATSY NA NY TSY RARINY DIA ISIKA MIANAKAVY AMIN'NY MAHA CITOYEN ANTSIKA NO MITSARA SY MANINTSY NY DISO FA TSY MATORY MIANDRY NY SITRAPON'ANDRIAMANITRA.Resaka ATTENTISME fotsiny izany position kristianna "notsinotsiniavana" izany.Il faut faire en sorte que l'idéologie qui prévaut soit celle qui nous fait bouger les fesses.
Merci.
-
54. jentilisa
(
13/01/2006 11:40)
dray dray dray! na saiky tsy hihomehy mihitsy aza aho dia fotsy ny nify e!
Hay ve ka misy an'izany hoe mpanjono izany koa e! dia ery an-tampontendrombohitra be ary no mipetraka amin'izay fotoana izay! izany ve dia misy lojikany fa fitiavan-kanakorontana fotsiny angaha!
Na mpanjono na mpandrafitra dia samy madiniky ny firenena misy azy avokoa izany! saingy dia tena toheriko ankitsirano kosa aloha ilay mpanjono e!
Efa impiry moa aho no nilaza ihany koa hoe kristiana anie no tena maro tamin'izay novonoin'ny mpitondra firenena milaza ny fanjakany ho kristiana e! Page noire tena page noire tokoa satria kristiana ihany no tena maro amin'izay maty novonoina.
Ny tena tsy zakan'ny sasany amin'ilay mpandrafitra manko dia noho izy ireny afaka miverzivezy amin'ny tanàna maro, ny mpanjono kosa dia amin'ny faritra misy rano ihany!
eto fotsiny no jerena dia iza moa no tena be rehareha?

55. tsimiandravola
(
13/01/2006 21:38)
Izay ary aloha no azoko lazaina ny amin'ity fa dia avela ho an'ny mpandinika ny tohiny e.
Fa jereo indray ny hoe setrim-pndavana.Dia misaotra.
Fa jereo indray ny hoe setrim-pndavana.Dia misaotra.