pop rock special GASY

1. harisoa ( 03/01/2006 12:23)
faly miarahaba anao Jobily weber,henoko matetika ny hiranao henoko @radio gasy aty MADA surto ilay Titre FITIAVANA VRAI BE ary AZA JERENA ILAY HARENA(mampivaky loha).Mifelicite anao aho fa ny parole anao tena toucher be mihintsy eo @ilay resaka mombany fiainana andalovana fahasalamana,ary ny style ny musique matanjaka tsara,aiza no aitana ny cd anao ary roaviana noandalo a MADA,Mahereza @ fahasalamana ary tongava lavitra @ mozika fa mahafinaritara HARISOA.
novalian'i karenja ny 04/05/2006 06:23
2. belamosina2 ( 03/01/2006 18:10)
miarahaba anao jobily tsara be mihintsy ilay album anao iny tena mampafana fo be mihintsy ny hiranao ny site nao ko milay be
jereo anie io site io fa tena milay an!
3. poucie ( 21/02/2006 03:50)
ohatarn'mba liana @zany vaz zany an! fa mba iza kay zany resahanareo izany? merci é
aza imeezana fa tsy maharaka é! fa mba te aharaka ny vaz! sady toa gas ihay v ny tena d tsy ahafantatra ny vaz mis @tanàna
merci é
4. julie ( 25/03/2006 10:08)
Tohizo Jobily Weber fa bonne:lol: ny style anao, mbola tsy naheno hira rock otrany hiranao izahay aty andafy, ny vadiko vazaha, ny zanako tsy mahay miteny gasy nefa ny hiranao(fitiavana vrai be)ainy ny dikany,(mahavariana mihintsy) misaotra anao ary mahereza.
5. karenja ( 04/05/2006 06:23)
julie:

Tohizo Jobily Weber fa bonne:lol: ny style anao, mbola tsy naheno hira rock otrany hiranao izahay aty andafy, ny vadiko vazaha, ny zanako tsy mahay miteny gasy nefa ny hiranao(fitiavana vrai be)ainy ny dikany,(mahavariana mihintsy) misaotra anao ary mahereza.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2517