tena izy ve sa!!

61. pissoa ( 08/01/2006 07:41)
Mba miandrasa ony 2eme tour ry ledada ah!
62. dadabe ( 08/01/2006 07:58)
aleo pissoa izany e :*:*
63. pissoa ( 08/01/2006 12:54)
Wadray kle, misy tsy menatry ny manadala zaza tsy ampy taona mihitsy :-w:-D
64. Veloo ( 08/01/2006 21:21)
:-D:-D nga misy an;izany ry pissoa a zay tratra aloha dia eo an:-P
65. ari.malala ( 09/01/2006 05:40)
dadabe:

sady efa fosaina zah no mbola tsy mandeha le sary mdrrrrr i ari malala indray izao no nanimba revy teo a (grrr!!)

mamzel> milay e (tsy mandeh le sary e

veloo > SMACK

de iza re izany no izy e???? fasaly ve sa veloo ve sa jenny ve sa arimalala ve sa.....hummm aleo ihany i .........ouppss



fa revy in klou le nosimbaiko e :-D:-D:-D:-D:-D:-Dza anie nanontany fts aiza enao hanazava ny afera de koeranao fa mifampisaritaka ny vehivavinao ato e :-D:-D:-D:-D:-Dza alo ts anisany an, za zafikely=))=))=)) d mifanaraha tsara aklou nareo d tandremo sao d misy ra mipitika fa za anie le mandray antsoratra no asako d tantaraiko tsara we zao daolo le zavatra nitranga e =))=))=))
66. dadabe ( 09/01/2006 15:54)
de toi kalou aza mihetsika e :* iny koa ny an'i toi de plisy an'ity :*:*:*:*:*
67. fasaly ( 09/01/2006 16:51)
aoka re zay ry dadabe a! levona tsy misy tsony io molotra io fa ataovy an !:-D:-D:-D
68. Veloo ( 09/01/2006 19:50)
ari a dia tantarao antsoratra doly aky izay hay-njy a :-D:-D:-D
69. sasa ( 10/01/2006 03:50)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D fa inona aza no tantara miseho ato? tena izy ve sa!!!!:-D:-D:-D
70. pissoa ( 10/01/2006 05:25)
:-D:-D:-D
71. dadabe ( 10/01/2006 14:47)
sasa ny antsika mitsam no ndeha atao tena izy :wink:

sisan'izay :evil::evil::evil:
72. pissoa ( 10/01/2006 14:53)
:-w:-w:-D:-D:-D
73. akamatiana ( 10/01/2006 19:14)
:roll:
74. fasaly ( 10/01/2006 19:55)
dadabe:

raha nandinika tao @ sarin'ny namana aho dia nahatsikaritra fa mifamadika be ihany ny anarana sy ny sary, ohatra izao hoe sarin'i kiali nefa ny narany liciah ,de sarin'i choelah nefa ny narany andrianina 2

fa ity no tena gravy sarin'i kingstar77 nefa ny anarany onjaharena , sarin'i explosion86 nefa ny anarany ginoblack

hahahaha sa ve niova ny taona dia niova ny endrika , de ny lahy lasa vavy ny vavy lasa lahy de.....

jereo anie ry zareo e :-D:-D


dadabe
misy njay zao ao hoe i taratrakely nefa sari'ni mendrika2 de ahoana njay ny amin'io!hihihihi!



75. Veloo ( 10/01/2006 21:17)
fasaly a de ahona aky?
76. pissoa ( 11/01/2006 05:50)
ahona marina ry fasaly?:roll:
77. ari.malala ( 11/01/2006 07:09)
io zao i dadbe tô ts matahotra an'i sasa tsony ndray ko... sa v nisy fiovana maherivaika tany hoany? :-D:-D:-D:-Dnefa talo vao manatona i sasa d haka plansy misy fantsika atao ao @ deriera e... asina pipitsokatra e, in daolo mo izy ireny ry dadabe? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
78. pissoa ( 11/01/2006 09:57)
ari :-D:-D:-D
79. Veloo ( 11/01/2006 19:26)
pissoa :-D:-D:-D:-D
80. ari.malala ( 12/01/2006 05:36)
ko zay le filazany anie e, sa aôna in no nitranga ry sasa a, tena izy v sa...:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1886