Betsaka ny fitaka na eny ankalamanjana eny aza, indrindra eo amin'ny sehatry ny fitiavana, lainga, fisolokiana, fitaka, sns.
Ny mety ho olana fotsiny dia betsaka kokoa ny fitaka raha amin'ny virtoaly noho ny realy. Misy ny nahita ny tsara mifanaraka aminy fa misy ny nahita ny ratsy nandiso fanantenana.
Dia ny dikan'izay, tsy ny fitia virtoaly no ratsy fa ny olona manao azy no misy ratsy indraindray. Toy ny fitiavana realy ihany, hehehehe=))=))