Mahaleo

21. Nad ( 16/01/2006 16:39)
Salama daholo e!mba te hahazo sary ny tarika mahaleo Gros plan be mintsy aho raha mba manana ianareo fa izaho tena mpankafy be mihintsy! dia mba manantena ny valiny mahafapo avy amnareo tsrairay avy!Misaotra betsaka indrindra e!:D
22. Fiffi ( 17/01/2006 05:01)
Nad: rehefa mahazo ianao de mba lazao izahay e! dia mba andefaso ko e!:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3208