FIJORONA VAVOLOMBELONA

21. methode ( 19/01/2006 20:26)
cutie> Vavolombelona amin'ny serasera ka!:lol:
22. cutie ( 19/01/2006 21:43)
in le ijoroana vavolombelona , ny fanontaniako
methode :-D
23. avylavitra ( 20/01/2006 14:15)
izat rehetra azonareo tantaraina dia tantarao e! Izaho koa mba liana be . hihihi
24. methode ( 21/01/2006 14:23)
cutie> Io zany avylavitra hitantara azy hono! Zay azo lazaina hono de njy koa zany mitantara izay azo lazaina!!!:lol:
25. yonikafopl ( 22/01/2006 12:37)
methode cutie :roll::roll::-w:-w:-@:-@
26. cutie ( 23/01/2006 13:02)
yonika, manin njy ???
taitra za nahita an'i Avylavitra :-D
Tsy nanmpoiziko
methode, iza no ataonareo film eo e :-D
27. yonikafopl ( 23/01/2006 16:44)
cutie ka otsan'ny gagabe zany za de sady liana be am le vavolombelonareo knouuu:):wink:
28. cutie ( 23/01/2006 17:05)
yonikafopl [ Valio ] 23-01-2006 20:44:03
Lohateny : Re : FIJORONA VAVOLOMBELONA
cutie ka otsan'ny gagabe zany za de sady liana be am le vavolombelonareo knouuu
Miverina ery ambony
Hamaly ny hevitra

resa be fotsiny e, hain-jy ihany ny fandehany :-D
29. methode ( 23/01/2006 22:07)
yonikafopl> Bonane njy! Hay moa tsy nisy ninoninona ho tantaraina ko!!! Mety nanonofy fotsiny ry zareo reo!!! :lol::lol::lol:
30. yonikafopl ( 24/01/2006 13:49)
cutie ka za nge mba gaga eeee:wink:

methode wayyy bonanee kay tokou mou zao vo nifankahita tsika oooooooo:)

nofy ririnina ve???
31. cutie ( 24/01/2006 20:53)
yonika, nofy atoandro ka :-D
32. methode ( 25/01/2006 09:16)
Cutie> Hay njy tamin'ny atoandro no nanonofy zany!!!Neveriko fa tamin'ny alina no niaraka nanonofy!!! :lol:
33. cutie ( 26/01/2006 12:57)
methode [ Valio ] 25-01-2006 13:16:50
Lohateny : Re : FIJORONA VAVOLOMBELONA
Cutie> Hay njy tamin'ny atoandro no nanonofy zany!!!Neveriko fa tamin'ny alina no niaraka nanonofy!!!

zay le tsy mampitovy azy:roll:
34. methode ( 01/02/2006 16:32)
Cutie> Rehefa tsy mitovy de tsy miaraka izany de tsy mahay mampiaraka koa! lol:-D
35. cutie ( 02/02/2006 12:40)
methode :-D:-D:-D:-D:-D:-D
36. methode ( 03/02/2006 14:56)
Cutie>:*:*:*:*:*:*:-D:-D:-D:-D
37. xxx ( 03/02/2006 14:59)
kay kay kay oopssssssssssoroka 6 be zao ve ry methode ho an'ii cutie???

sonia yonika. hihihihih
38. cutie ( 03/02/2006 18:47)
yonika, jalouse nga :-D:-D:-D:-D:-D:-D
methode :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
39. lebaba ( 03/02/2006 19:00)
yonika tsara refa mifankatia ka
40. cutie ( 03/02/2006 19:02)
lebaba :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1161