Misy afaka manamboatra vam?

21. MichelRasolonirina ( 28/12/2006 12:25)
Salama daholo,
Arahaba Tratry ny Krismasy daholo aloha e!Misy blem kely saika hangatahako vahaolana ty sao misy mahita: golf type 2 ny vam,moteur economique,boite 4.F'izao lasa mihinana solika be lery rehefa avy nampi-supprimer-ko ny 2 eme corps ao am carburateur-ko.Nampifamadihana ny gicleur roa ilay ao iny (102,104?)Teny Andavamamba no mpanao carbu nalehako.
Sao misy mahita mpamboatra carburateur tena mahay sy matotra fa efa niova indroa aho fa tsy mahavoa!Eto Antananarivo no misy ahy.Misaotra betsaka dia manantena valiny e! :)
22. beloakely ( 29/07/2017 12:01)

hery:

Izany izao no tokony hisy ato amin'ity lohahevitra vaovao ity. Raha misy afaka manamboatra fiarakodia dia afaka miseho sao mba misy azo ifanampiana. Lazao hoe any Dago ianao na any ivelany... dia lazao hoe inona no mety ho vitanao.
.slt! e ny ana zao aty dago za pegeot no ataok zan ue reglage carbi iany no tsy manao za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1706