vaovao

1. xxx ( 29/12/2005 17:11)
Nisarka hono izy roalahy mpihira malaza t@ tarika tragedie????
novalian'i riam ny 06/01/2006 09:25
2. fasaly ( 29/12/2005 17:58)
zany ve!???de toute façon tsy maintsy miafàara amzay foana rehefa groupe e! na gasy na vazaha....mety ho izay no tiany fa mety kou!
3. Herimiafina ( 29/12/2005 20:04)
Ka refa samy mahita succes de tsy maintsy izay e, miady hoe iza no tompony. Nefa mety misy antony maro hafa tsy voatanisa ihany koa nefa, hehehehe:-D
4. fasaly ( 29/12/2005 20:46)
samy ho te ho manga feo misongadina de naleony nisaraka e!
5. jennifer2 ( 29/12/2005 23:47)
mahasoa azy ireo matoa nisaraka ry zareo.
6. xxx ( 30/12/2005 13:36)
tsy hita ary fa lalam-piainana dôly zany e.....
mbola hono hon'ny olona ko zany...
7. riam ( 06/01/2006 09:25)
Izahay aty France aloha mbola tsy naheno ny vaovao fa tsy haiko.....Mbola hono izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2525