Fety faran'ny taona

1. jmt ( 29/12/2005 07:12)
Inona no masaka amin'ny faran'ny taona io. Tokony homenareo zao oe aisa no misy rendez-vous ho an'ny rehetra. Ka tsy hevitra vaovao fa fanontaniana ny ahy.
novalian'i fijo ny 30/12/2005 18:47
2. naritsimba ( 29/12/2005 09:11)
fa aiza aloha no misy anao e? dago sa any am-pita?
3. jennifer2 ( 29/12/2005 23:38)
Aiza daholo nareo ary no hanao faran'ny taona aloha e!
4. fijo ( 30/12/2005 18:47)
za hoany amin'i jenni fa tsy ampy fer.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5335