Fa maninona kay ?

1. Vahinalasoa ( 28/12/2005 12:00)
Hono hoa ry reto, fa maninona kay no rehefa mamaly dinika za d matetika miverina indroa foana le hafatra nalefako, tena tsy azoko mintsy ?
Misaotra
novalian'i ndrena ny 29/12/2005 11:02
2. hery ( 28/12/2005 13:39)
Mba hianala amin'io :
Rehefa avy mamaly dinika dia tsindrio ilay hoe Fandraisana ery amin'ny Fanoroam-pejy.
3. Fiffi ( 28/12/2005 14:42)
misy olana koa fa efa ho 3 andro aho izao nanova adresse email de efa nisoratra tsara zao hoe niova nefa eto aho izao dia mbola ilay adresse taloha hiany no ao . Io koa fa mbola tsy mety rehefa miova hevitra dia tsy maintsy soratana hiany ny solon'anarana sy tenimiafina . Fa ilay adresse no mba tena tiako hovana , misaotra !!:D
4. Fiffi ( 28/12/2005 14:49)
Vahinalasoa: ao @ hatsikana sy lalao koa i dadabe milaza io lazainao io hoe tsy izy nanoratra ilay valiny nefa tena dadabe no misoratra mpamaly.
hery: misy olana kely koa ity : miditra namana dia vao tafiditra dia hita avy hatrany hoe misy hafatra ho anao , @ izao nefa dia tsy misoratra io nefa rehefa mivadika hamaly dinika ahi dia io misy soratra hoe hafatra tonga 3.
5. Vahinala ( 28/12/2005 15:07)
Misaotra anareo aloha e, za aza d tena varina mintsy indraindray hoe fa maninn ko, ka mazàna koa tsinn rehefa manokatra pejy iray za ka hiova ohatra hoe manao precédent d ts mety foana f ts maints actualiser na aloha, amin'ny takelaka serasera foana aho matetika no voan'izay.
6. Fiffi ( 28/12/2005 19:32)
Vahinala: hatramin'izay aloha aho nanao an'io "precedent" fa tsy maintsy mamerina manao identification e! amiko aloha dia tsy vaovao io ary tsy ataoko intsony , efa mety koa zao fa tsy mila miverina manoratra ny solon'anarana sy tenimiafina intsony :D
7. ndrena ( 29/12/2005 11:02)
Tsy aiko ry namana na izaho no diso na tsy aiko fa gaga aho satria t@ izaho niditra ho mpikambana ho namana eto dia nahita hoe " mihisa 10123 ny namana" na mety ho mihoatra na mihena fa itako io nahatratra 10 000 aloha e! de gaga be aho mijery fa toa lasa
" mihisa 6032 " sisa no hitako misoratra ?:o:o:o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5187