ary mba taiza i ngahy pasy???

1. fijo ( 22/12/2005 21:21)
araka ny efa haintsika,dia indroa no nandamoka ny hezaka nataon'ny mpanohitra tao tana."malakam sy 13 mai".
ny zavatra tsikaritro,dia tsy hita mihintsy rapasy"andriamanjato" nandritra ireo hetsika nandamoka ireo.ka lasa ny saiko hoe mba taiza lery?ary mba nanao inona?fa sady tsy manameloka no tsy manampy.
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:33
2. xxx ( 22/12/2005 21:49)
tsy mahagaga raha tsy tao izy. izay ilay hoe fanaovana analyse. jereo ilay caricature tao @ gazety Les Nouvelles.
3. dadabe ( 23/12/2005 00:39)
8)fa maninona no tsy mahagaga le??amiko aloha dia tena fatsora raha i pasitera , ary mahay milalao politika lozantany .hainy ny mandrehitra fa rehefa ho ratsy d ialany
4. fijo ( 23/12/2005 04:22)
"analyse" ahoana fa tsy mazava
5. mandrindra ( 23/12/2005 10:43)
Raha teo izy notsikeraina hoe efa antitra loatra fa tsy mahay mipetraka. Koa rehefa tsy mandray anjara izy dia aleo hangina any amin'ny sisiny any. N y tohiny no hilaza amintsika na manao velampandrika izy ankehitriny na mieritreritra ny hisotro ronono amin'izay.
6. xxx ( 23/12/2005 10:49)
Ny AKFM na Fanavaozana dia nilaza foana hoe manao analyse alohan'ny anaovan-javatra (analyse de la situation io)

Mbola tanora loatra ngamba nareo t@ izany resaka izany.
7. pika ( 23/12/2005 10:52)
raha henoinareo tsara ny fanazavany ny heviny ny zavanitranga teny @ 13mai dia tena tsapa tokoa fa tena nianarany ny politika
ireny no azo lazaina hoe mpanao politika gaigy lahy hoy i dadabe hainy ny .... hainy ny ....
8. fijo ( 23/12/2005 19:25)
tsy mba naheno akory izay heviny anie za e.
9. Bariry ( 24/12/2005 15:59)
Ingahy pasy anie efa zatra ady eh... tsy miraparapa amin'ny zavatra tsy atokisany izy....he he
10. Duddy ( 26/12/2005 04:34)
Efa ela ko nge ngamba no naha-pasitera azy fa tokony efa ho soloina môpera ndray izy e!
11. fijo ( 27/12/2005 21:33)
hi hih i vaonijery ny nahazo ny namany teny analakely aho,ka hoy aho hoe:mba aiza ary dada izay le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3082