Ny Malagasy ihany
21. Ralay
(
16/01/2006 13:35)
I dadabe ve dia tokony ho mbola hikanja fa tsy efa tokony ho retraite @ zay sa..... ankiaritra trefle ve ka tsy ho dedans hihihi =))
22. Veloo
(
16/01/2006 19:41)
o ry dadabe a ataovy resaka malagasy fa tena tsy mazava kle... misy omby masika ve manejika anjy?
23. ravakamalala
(
16/01/2006 20:33)
Tena marina akia io ry veloo a! amin ny lafiny politika, fanabeazana, ekonomia, betsaka ny hevitra hita fa mahomby anay amin ny tany hafa fa tsy mety raha ampiarina any madagasikara satria samihafa fotsiny ohatra ny "culture", ny fomba fisainana.
Dadabe > mitovy daholo anie isika fa tokony tsy hanadino an ilay tanindrazana fa mba mieritreritra foana hoe inn re no mba azontsika hatao mba hanasoavana ny tanidnrazana sy ny mpiray tanindrazana amintsika e!(l)

24. saho
(
13/02/2006 13:43)
Raha tsy misy ny vitamine B aloha @ voalohany tsy lasa...na mpanohana avy aty ivelany io na mpanohana avy ao anaty (Dago)...
Ny olona madinika tsy tafavoaka @ fahantrana raha tsy misy ny mpanosika...na manana fahaizana tahaka inona aza ianao ka tsy misy tosika ara-politika sy ara-ekonomika dia tena tsy lasa...Tadidio fa ny vola ihany koa no mandidy izao tontolo izao...fa raha resaka fihavanana sy fahendrena dia tsy miteny intsony @ izao fotoana izao fa ny fahaizana mitantana ara-know-how no tena ilaina...
Ny tenako manokana izao nahavita fianarana ambony sady tena ilaina @ firenena na aiza na aiza kanefa izaho dia tsy hody any Dago any raha tsy miainga @ tohana ara-politika na tosika ara-bola avy aty ivelany fa raha tanam-polo sy fahaizana fotsiny no entiko any dia hihomehezan'ny mpiara-mianatra amiko taloha aho...
Ahoana aloha ilay resaka politika...toa izay manambola ihany no tafavoaka eo...tsy mitovy ny aty aminay aty ivelany

27. soanja
(
18/03/2006 21:08)
Finaritra e,
Ireto indray ary ny zavatra mba atolotray ho anareo amin'ity faran'ny herinandro ity. Mamy ny tanindrazana. Aza hadino ny anjara birikinao. Soanja.
www.hopeformadagascar.org
Ireto indray ary ny zavatra mba atolotray ho anareo amin'ity faran'ny herinandro ity. Mamy ny tanindrazana. Aza hadino ny anjara birikinao. Soanja.
www.hopeformadagascar.org
31. soanja
(
15/04/2006 01:40)
Hono hoy aho ianareo ve efa mba nandeha mitety an'i Madagascar dia mba mijerijery ny zavamisy any ambidik'ireo mahazatra efa hita lava ireo (Iarivo). Toa ny vazaha no tena mahafantatra ny tanintsika noho isika. Sao mba misy mahita hevitra hanamorana ny fahafahan'ny gasy mijery tany? Misaotra mialoha.
33. soanja
(
15/04/2006 11:30)
Betsaka ny vaza no nahita ny faritr'i Madagasikara iray manontolo noho isika gasy. Raha tsy hoe guides touristiques sy chauffeurs/ guides ilay olona ankoatr'ireo mpiasa mpanjakana mpitety tany. Ny antony dia tsy zatra mandehandeha isika gasy fa tavela ao Tana sy Fianara na Diego sns fa tsy mba tia mitsidika ny faritra hafa ao Mada ohatra Vaingaindrano, Soalala sns ankoatra ny tanindrazana na ny nahalehibe. Amiko anefa raha tena tianao ny taninao dia tokony fantarinao ny toerana sy olona ao anatiny. Lafo anefa ny fizahantany ao Mada fa ny vaza manambola no tena afaka manao an'io, izay tsy tompontany akory. Inona ny fomba ahafahantsika gasy manentana ny gasy samy gasy hanao fizahantany ary hahafantatra ny momba ny taniny (Mada iray manontolo) satria rehefa betsaka ny zavatra hitanao dia mino aho fa hitombo ny fitiavanao an'i Gasikara ary hanao zavatra ho an'ny firenenao ianao. Satria mila anao i Gasikara.
34. Fiffi
(
16/04/2006 04:48)
rehefa betsaka ny zavatra hitanao dia mino aho fa hitombo ny fitiavanao an'i Gasikarasur @ zany ve ianao ? na dia mbola tsy nitety an'i M/car aza aho an! Tanindrazako io ary ho mandrakizay doria ny fitiavako azy !:)
35. soanja
(
17/04/2006 13:07)
Marina izany tia tanindrazana ianao. Isika eto ireto dia mino aho fa tia daholo saingy be ny gasy manadino tanindrazana aty. Ny efa hitako maromaro aza nanova anarana mihitsy satria tsy manaitra azy intsony ny any, tsy ampy ny fatorana mitazona azy any. Ny tiako resahina ohatra dia manankarena ny havany any saingy izay ihany, efa ampy ny ilainy rehetra ka inona intsony moa ny anampiana ny any (Mada), ny hany hitany dia i Tana sy ny harena manodidina azy sy izay mety olana tsy dia itiavany ny fianakaviany ka mahatonga azy miatakataka amin'ny maha Malagasy azy. Nefa raha namangy toerankafa izy Afrika ohatra na Inde sns dia ontsa ny fony. Amiko dia tsy ampy ny famangianao ny tanindrazanao. Aza mionona ny Tanindrazana akaiky anao fa tsidiho Madagasikara iray manontolo. Fantaro aiza ny aiza. Lehibe ho aho Madagasikara ary midadasika ny fomba azo hanampiana azy. Ny fahafantaranao ny taninao dia manampy anao hirona kokoa amin'ny fanampiana azy ary hanohina ny hampon'ny fitiavan-tanindrazana. Ny fitiavan-tanindrazana anefa dia tokony hiantomboka amin'ny Malagasy rehetra dia ny mbola any Madagasikara ary mitohy n'aiza n'aiza misy anao.