13 mai: nahoana no nisy herisetra?
21. Ragadona
(
23/12/2005 19:24)
Aza leo zany fa tsy maintsy tafarina ny politika ary handroso madag
22. fijo
(
23/12/2005 19:29)
ny hoe manka leo ,tsy mety,fa aleo hatrehana hitadiavana ny fihovana mety hoatao e.
23. Ragadona
(
23/12/2005 20:37)
Io fomba fijerin fijo io mihitsy no tokony hanabeazana ny olona, indrisy anefa be amin reo tanora malagasy mandalim pahaizana na nandalim pahaizana no indifférents be fa hoe mankaleo hono, ratsy hono ny politika .... dia iza no hanarina e, dia iza koa no homena tsiny avy eo ?
24. fijo
(
23/12/2005 23:47)
izay mihintsy ny olana.satria lasa ny zanak'i dada foana izany no ho eo,dia ny fikan'i dada ihany no mbola tohizana hoatao,dia ny sasany foana no mbola hitsentsitra eo.
25. xxx
(
24/12/2005 00:32)
Hoy ilay namana etsy ambono hoe hita fa tsy havanana @ny fitondrana i Ra8, ka hoy aho hoe : ka iza ihany ary no havanana?
Tsy i Voninahitsy na Faharo na Zafy aloha e! Mety i deba ihany izany ve?
Tsy i Voninahitsy na Faharo na Zafy aloha e! Mety i deba ihany izany ve?
26. fijo
(
24/12/2005 04:19)
apetraka hoan'ny rehetra io fanontaniana io,satria hoandry zalahy ireo,na izy aza no eo,mety mbola hanongatena ry zalahy.
27. Janou
(
24/12/2005 05:12)
Ny zavatra tsy azoko dia izao ; ny mpitondra ve no tsy mahay mitantana no mahatonga izao fahatrana izao sa ny zavamisy iraisam-pirenena ?
Ho antsika ary raha avy @ mpitondra iza ary no oul mety ahavaha ny olana?
Raha avy @ zavamisy iraim-pirenena, inona ny vahaolana ho entin'ny mpitondra hamahana izany?
Ireo no zavatra tsy azoko(l)
Ho antsika ary raha avy @ mpitondra iza ary no oul mety ahavaha ny olana?
Raha avy @ zavamisy iraim-pirenena, inona ny vahaolana ho entin'ny mpitondra hamahana izany?
Ireo no zavatra tsy azoko(l)
28. zama91
(
24/12/2005 14:13)
tsy nisy mpitondra teo ka tsy mba nieritreritra ny hampandrosoana an'i madagasikara,saingy indrisy isika firenena miankina aman'olona mahaleontena ara taratasy saingy ry zalahy avy aty ivelany no mibaiko,tsy maintsy manaraka ny hevitry ry le rony raha te ahazo saosy
29. Stone
(
24/12/2005 14:40)
Ka izay indrindra ry zama91 a! Tokony ny fampandrosoana sy famokarana @izay no tena dinihina lalina fa tsy zavatra hafa.
Teneniko aminao fa i Bengla-Desh izao dia efa mihatsara ny situation economique raha izy no gisitra t@ 1980!
Teneniko aminao fa i Bengla-Desh izao dia efa mihatsara ny situation economique raha izy no gisitra t@ 1980!
31. Duddy
(
26/12/2005 04:14)
raha tsy mbola eo ny mfm aza mankeny @ 13 mai araho ny tantara depuis 13 mai 72
33. khery
(
23/01/2006 18:43)
eny mety ho marina ny filazanareo fa amiko kosa de nisy ny herisetra satria mbola betsaka amin\'ireo mponina nanatrika ireny fihetsehana ireny no tsy mahatanty ny demokrasia.Maninona kay raha avela haneho malalaka ny heviny ny tsirairay fa torahana vato toa ireny?Olombelona ,Malagasy toa anao anie ireo e!
34. xxx
(
23/01/2006 19:45)
marina ihany izany, ny olana dia eo @ fifanajana. tokony hifanaja, ny mpanohitra indrindra indrindra no lazaiko eto. ny tena ady hevitra konkoa dia eny @ parlement fa tsy eny andalana ka raha minoritaire ianao dia izay izany fa tsisy fika hafa. izay ny democratie occidentale (ny antsika ngamba à l'africaine)
35. fijo
(
24/01/2006 21:46)
khery,tsy mahatanty demokrasia??? tandremo,fa ny demokrasia dia misy lalana mifehy.nangataka alalana ianao,ka tsy nahazo,dia tsy tokony hanao herisetra hoavy eny ihany.nefa dia tonga ihany ry zareo.ka aza gaga fa izay no vokany.
