Ny Tena Fivavahana

1. LazaRandri ( 21/12/2005 23:54)
[size=12]"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao."[/size]

Samia manao fetin'ny noely feno fifaliana sy fahasoavana ary fiadanana, fahasalamana, hery, tanjaka.

novalian'i adam ny 07/01/2006 20:36
2. LazaRandri ( 21/12/2005 23:55)
Jakoba 1:27 io ambony io fa hadinoko :)
3. cutie ( 22/12/2005 00:18)
LazaRandri [ Valio ] 22-12-2005 03:54:30
Lohateny : Ny Tena Fivavahana
"Izao no fivavahana madio sady tsy misy loto eo anatrehan'Andriamanitra Ray: ny mamangy ny kamboty sy ny mpitondratena amin'ny fahoriany, sy ny miaro ny tena tsy hisy pentimpentina avy amin'izao tontolo izao."

Samia manao fetin'ny noely feno fifaliana sy fahasoavana ary fiadanana, fahasalamana, hery, tanjaka.

de efa nanao an'reo ve i
LazaRandri
:D













4. LazaRandri ( 22/12/2005 00:22)
mety mbola miandry an'i cutie ho "mpitondra tena". hahaha!
5. jentilisa ( 22/12/2005 05:39)
Izay ange ilay fifanampiana tena ilofosan'ny katolika nefa enjehin'ny hafa e!
6. pissoa ( 22/12/2005 16:54)
:lol::lol:
7. Veloo ( 22/12/2005 19:27)
jentilisa a
ny ratsy resy tsy kely lalana a ny tokony atao ny milofosa fona ho resy ry zareo ny hafarany :wink:
8. fijo ( 22/12/2005 21:37)
tsy voatery mivavaka vao hafaka manao an'ireo ka
9. ravakamalala ( 22/12/2005 21:45)
fijo > marina izany fa tadidio fa raha kristiana ianao dia ho voavonjy ary handova ny fanjakan ny lanitra.
10. Bariry ( 22/12/2005 22:47)
(l)
11. akamatiana ( 23/12/2005 04:01)
=D^:^
12. fijo ( 23/12/2005 04:47)
Ravaka,ny lanitra anie ka rivotra e.ka handova inona amin'ny rivotra?????
13. jentilisa ( 23/12/2005 08:08)
toerana natao hitsaharana io toerana io, ilay ampifanoherina amin'ny tany izay heverina ho be fahoriana sy fijaliana...fa voatery ho ilay habakabaka hitantsika tsy akory!
14. cutie ( 24/12/2005 03:53)
LazaRandri [ Valio ] 22-12-2005 04:22:10
Lohateny : Re : Ny Tena Fivavahana
mety mbola miandry an'i cutie ho "mpitondra tena". hahaha!

in ny dikan'zany mpitondra tena??
15. jentilisa ( 24/12/2005 11:28)
tena mbo tsy nety le kôzy an! mikendry anao ho tokana izany e!
16. cutie ( 25/12/2005 15:29)
jentilisa, hay ve e, nefa mpilaza we kristiana.
17. bichette ( 26/12/2005 11:56)
:roll:
18. vale ( 04/01/2006 20:57)
jentilisa> dia hanao "Victoire Rasoamanarivo" doly izany ny vhv na de efa voan'ny dakadaka be sy ny "hitsakitsaka" aza? tsy mora tokoa ny manaraka any lalany é!:roll:
19. Veloo ( 05/01/2006 16:23)
vale a fa inn no nataon'io Victoire io kay?
20. adam ( 07/01/2006 20:36)
Iakova 1/26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1499