adi-poko

21. zama91 ( 23/12/2005 17:44)
aleo hilamina dia misesy fa film efa nandeha izany hoe adi poko ,ry le rony mpanao politika no tian'io fa le gasy mahatra adi aminin'ny fahantrana sy adi amin'ny tsy fahampiantsakafo no malaza
22. fijo ( 23/12/2005 19:32)
ny gazety koa toa misy mivohy io resaka io raha ny fijeriko azy ko.
23. xha ( 04/01/2006 09:51)
Tantara efa fahagolatany no nahatonga an'io ry zalahy ah, ataovy ny fanadihadina fa izay no marina.Ry Radama sy ry Andrianampoinimerina nanafika ny tany anindrana no nahatonga izany.Dia avy koa ny Frantsay nilaza tamin-dry zareo tany anindrana fa hanafaka anareo eo ambany vahohan'ny Merina mpanjanaka.Jereo ny fombafomba rehetra fanao any amin'ireny foko hafa ireny fa fihetsika na fomba fanoherana ny foko merina foana ary misy aza dia tsy azo hatrehina merina mihintsy.Isika ve de mbola amin'izany sehatra izany foana eh?Aza mety atao an'izany intsony!:lol::*
24. fijo ( 04/01/2006 18:53)
ka mbola misy ny te hiverina lalana ry ise an
25. pitchou ( 05/01/2006 17:55)
efa tsy hita ze hiainana
26. fijo ( 05/01/2006 21:59)
ka misy anie ny tsy manana hevitra sy saina lalina,hany ka vao misy olana dia avereno indray le resaka fanao e
27. pitchou ( 06/01/2006 18:32)
d maninn zao raha ny ady tokony hatao @ loton'ny rivotra @ tanan-dehibe feno fiara no resahana?
28. fijo ( 06/01/2006 19:46)
ka ny azy ,tsy izay hampandroso no tanjony ,fa le seza.
29. Laholo ( 07/01/2006 12:44)
Miarahaba isika rehetra tratrin'ny taona alou.
Resaka foko foana hatramin'izay no ataon'ny mpanao politika (na mpanohitra izany na mpitondra.
Na samy merina aza mbola misy tsy mifankahazo, torak'izany koa ny samy tanindrana. Ohatra amin'izany ny betsimisaraka atsimo sy avaratra. Tsimihety sy ny sakalava. Raha maro tokoa ny tanindrana tsy tia merina dia tsy vitsy ihany koa ny merina tsy tia tanindrana. Rehefa hitady seza dia miaraka kely alou rehefa avy samy mandeha samy mitady. Tanindrana aho, l'heureuse élue dia merina 100%. Belle famille tsy tia an'ahy. Tsy rarahiko oh , satria tegna miady tsara ny fonay roa. Inona ary izany ? ADI-PONAY. Dia aza gaga isika raha havahan'ny vazaha, na isika aza mifanavaka.
30. rasera ( 07/01/2006 15:40)
Taona vaovao fijery vaovao, mba tokony hakarina amin'izay ny fomba fanaovana pôlitika eto dago, na ho an'ny mpitondra, na ho an'ny mpanohitra. Aiza ve ka misy depiote dia sahy manangana club des 17, tsy misy sahy manohitra na mitsikera nefa fantatra @ izany fa misy iray atao zanak'ikala hafa, indrindra rizareo mpanohitra satria avy ao no nipoiran'ireo. Maninona raha atao ao anaty lalam-panorenana fa izay mahavita mandrangitra adim-poko na iza na iza dia gadraina mandra-pahafatiny, Torak'izany koa ny olona manana fitaovam-piadina nefa tsy manana fahazon-dalana manokana. Raha misy iray na roa tratra @ iray @ ireo ka omena ny sazy be indrindra mety hilamina ny tany. Fa tsy miady tsy miady nefa ny kobay an-kelika ihany.
31. fijo ( 10/01/2006 21:30)
efa voarara anie ny firesahana sy famporisihana adimpoko e,fa ry zalahy mbola izay foana no fomba fiadiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3258