ravitoto sy voanio

21. vale ( 21/12/2005 00:14)
zoara:

tsy andrahona ela loatra izany ny coco fa lasa maimbo solika voanio ny sakafo,20 à 25 mn d'efa ampy.zany hoe juste avant la fin de cuisson.zah ndray punch coco no harosoko @ fety



zoara zà nefa izay no nahavoa ahy! fa tena maimbo manta be!sa ve ilay "marque" novidiako no nahatonga izany e? tany dago mantsy dia ronono na voanio natoraly iny no fanao(mamako hihihi):roll::wink:
22. vale ( 21/12/2005 00:16)
Herimiafina:

Fa matetika tsy de tian'ny sipa izy io fa matavy loatra hono e, kanefa zah nihinana tany Diego fa favy an, tsy misy ohatr'izany, hehehehe:-D:-D:-D:-D


herimiafina> zà tsy te halala na matavy loatra aza fa anga afaka hinana an'izany matetika akoriny aty?hum!
23. jennifer2 ( 21/12/2005 04:21)
Sakaizan'ny vavon-draherimiafina mihitsy zany amalona zany! raha vo resaka sakafo, io izy io! mmm
Herimiafina a1 avia aty enao de mitondra amalona sy ravitoto ary coco fa mampilendalenda fotsiny.
24. rurik ( 21/12/2005 07:05)
Misaotra ry hesman an tena tsy tao andohako ilay totona @machine dia mividy ilay @boaty fona aho dia tsy mitovy tsiro an toa tsy hitako ilay tsiron'ny tany @tanana hi hi hi andramako indray io voanio totona io misaotra.
reehfa vita dia asaiko daholo nareo fa sasao ny kibo:-D:-D
25. Herimiafina ( 21/12/2005 07:10)
Ngah sasana izany, minana klou de avy eo mandoha de minana njay de otsan'izay hatrany, hehehehe:-D:-D
26. hesham ( 21/12/2005 11:02)
rurik tsy misy fisaorana oooo.:-D:-D:-D:-D
27. rurik ( 21/12/2005 15:34)
Herimiafina an manjary lasa aretina indray ko , :-D:-D
28. jousoua ( 21/12/2005 19:44)
ravitoto @ voanio:
Rurik a!de tsy hainao ve nefa taty @tsika no tena mahandro io,zao ary:
hen'omby ihany no fampifangaro voanio fa si non mamono @aina be,de zao ataondry:refa voakiky @ anbozy ny voanio(rà misy io any)de asio rano mafana iray sotro de tereo de tehirizo io lait de coco marihitra io fa @ farany vao ampiasaina,de tereo @zay ny ambiny de io lait azonao io handrahoina ny hen'omby sy ny ravitoto,de refa masaka de arotsay @zay le lait concentré de tsy ketrehina tsony,tonga de aroso sakafoanana;de zao tsara ny zaka @ voanio rà manitsy no hanina na ny amaray mintsy
de mbola bn appetit foana e!
Josoa
rurik:

saika mba anotany aho ry reto sao mba misy afaka manome resetin'na ravitoto sy voanio azafady , te hahandro nefa tsy mahay , misaotra betsaka.



29. vale ( 28/12/2005 22:01)
joussoua kosa é! de na dia mandanezy be iny aza ve (na mamanala) ny anjo?:roll::wink:
30. zoara ( 29/12/2005 12:35)
zah hoa tsy mampiasa an'ireny intsony.marina aloha fa pratika be fa aleo ihany mampiasa voanio frais.kikisana @ rape à carotte le manify be iny.na farafaharatsiny ireny noix de coco deshydraté reny.ampiana rano mafanafana fotsiny dia avela hilona antsasakadiny vao fiazana.dia avy eo avela hi-se "reposer" adiny iray;tovizina @ sotro ny lait concentré eny ambony dia tehirizina ho @ fin de cuisson lay teneniko,de lay lait clair iny azonao arotsaka avy hatrany na au debut de cuisson aza.
de mazotoa homana
31. boubounezy ( 03/01/2006 21:30)
:^):^):^):^)tsara dôly na henomby na henakisou fa ny tena tsara ra @ko manokana dé henomby matavitavy alou na poisson ny atao @ny thon ohatra fa tena milay be ka!:-o:-o:-o:-o



Fanja1:

rurik raha asiana voanio aza atao henakisoa fa mavesatra be mihintsy , tsy te hihinana intsony njy avy eo, aleo hen'omby mahia afangaro aminy. mazoto



32. Sorate ( 10/01/2006 07:27)
Tsara io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2224