IRAY NY MALAGASY!

21. akamatiana ( 22/12/2005 03:08)
:-*:-*:-*:-*
22. mimiso ( 22/12/2005 15:28)
Iray ny malagasy e!!=D=D=D=D=D
Mahafinaritra e !!!
23. akamatiana ( 23/12/2005 03:14)
mimiso :P :P:P
24. fijo ( 23/12/2005 04:32)
eny wa,iray fa samy hafa fiaviana.
25. cristal ( 23/12/2005 06:29)
(l)TSY HOE TSY VITA FA TENA MARO NO MBOLA NATAO SATRIA NISY MPANAO PôLITIKA TONGA TATO AMIKO DE NISY KOA NY NIFONA SATRIA HONO AHO MANOHANA BE FAHATANY AN-DRAVALO FANTATR'IZY IREO MANTSY NY TENA,T@ ANDRO IO AHO DE NANDEFA TARATASY TANY @ RADIO DON BOSCO KA RARAKA NY TEL MARO TATY AMIKO KA TSY MAINTSY NOTAPAIKO NY SORATRA E!MAHAIZA MIRAY HINA FA NA IZA NA IZA ETO AMBONY TANY DIA TSY MISY OHATRY NY MALAGASY!RAHA MISY MPANAO PÔLITIKA MAHAY ANY AMINAREO KA BE RESAKA DE ALEFASO ATY ILAZANTSIKA NY MARINA FA ISIKA TANORA MALAGASY NO TOMPON'NY HOAVY KA TSY TSARA RAHA AMPIRAFESIN'NY MPANAO PÔLITIKA!MIRARY FETY SAMBATRA HOANAREO REHETRA!
26. Veloo ( 23/12/2005 14:51)
:-*:-*:-*:-*:-*
27. fijo ( 24/12/2005 00:05)
fety cristal ary hoan tsika e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.489