ho anareo joba

21. jennifer2 ( 20/12/2005 03:17)
efa lany tsiro izy @ zany, de izy efa matsatso injay no hitan-jy. Dray dray dray nidiran'ze matsatso ra-hesham marina. loza!!
22. hesham ( 20/12/2005 03:20)
nga herimiafina mety lany tsiro zany sa le tsirony lasako aty de le faikany lasanji any , ouppsss desole aki an .
23. Herimiafina ( 20/12/2005 03:35)
Efa hoe aoka hoa izay ry izy mitsam an, maha......, ary ho bedy ato ny hiafarany klé, tsss:evil::evil::evil::evil:
24. akamatiana ( 20/12/2005 04:38)
:-D:-D:-D:-D anjenestônaouu euuhh!!:-D
25. cutie ( 20/12/2005 04:44)
zandrikely [ Valio ] 19-12-2005 22:29:46
Lohateny : ho anareo joba
maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona

ny contraire njay no efa hitako :roll:
26. jennifer2 ( 20/12/2005 04:56)
ny lehilahy no tena tia mijerijery, sady mpifosa an! de manao zay hijeren'ny sipa @ zao zesta rehetr zao, ovaina hatr@ fandeha le somary miainga kely zay rehefa mamindra.
27. cutie ( 20/12/2005 04:58)
jennifer2, de le miara rodobe koa fa tsy sahy mandeha rery :-D
28. akamatiana ( 20/12/2005 05:02)
:-D kay ve zany fanaon'ny bandy euuh!:-D
29. cutie ( 20/12/2005 05:03)
akamatiana, mody fanina :-D
30. jennifer2 ( 20/12/2005 05:09)
Zany mihitsy,
cutie a! raha vo mandeha irery de tsy sahy mijery mihitsy. Za mantsy t@ vo nianatra teny @ universite de ny mananihany an'le bandy seul ireny no mahafinaritra ahy, le izy boramena avy eo no mahafinaritra ny mijery azy.
31. cutie ( 20/12/2005 05:15)
jennifer2, koa tsy afak'andro njy t@ zany :-D
32. Herimiafina ( 20/12/2005 06:10)
Ndrenestonao o! Mpananihany bandy daholo klé, Ny ahy njay moavona o pas miavona, rodobe ou pas rodobe, zesta ou pas zesta, lasa fona zao klé. hehehehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. majakely ( 20/12/2005 10:15)
Herimiafina,,,,tiko ny pasinao ee,,,,hihihi.....
34. zandrikely ( 20/12/2005 10:54)
ragadona : aiza kosa moa ra vao hiresaka dia ho eny ambovonana
jennifer2 : marina alooha zany e fa tsy ny bandy rehetra no manao izay hijeren'ny joba azy e , toy ny joba koa io e
mety marina aloha hoe mijerijery dia miavona e ,nareo joba ko anie misy ny manao ny zesta rehetra mba hijeren'ny bandy anareo e , milay ny adihevitra fa merci e
35. dadabe ( 20/12/2005 11:13)
:^):^):^):^)
36. ari.malala ( 20/12/2005 11:58)
zandrikely:

maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona



zany nga no nahazo anao tany? hihihi, resaho fôna izy ko! :) farany v ts hiova ihany
37. Veloo ( 20/12/2005 14:27)
:oops::oops:
38. fasaly ( 20/12/2005 15:28)
zandrikely:

maninona kay nareo joba no manintona sy mijerijery nefa rehefa hiresahana sy antonona dia tsy miteny fa miavona



hihihi! tsy izaho zany ry zandrikely a! afaka mahatoky ahy toi!:wink:
39. akamatiana ( 21/12/2005 03:54)
:oops::oops::oops:
40. jennifer2 ( 21/12/2005 04:42)
herimiafina aza mpananihany sipa foana koa!!:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3286