Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
nanao ahoana ny 17 dec 05 tao Analakely?
21. jentilisa
( 21/12/2005 14:50)
Natao tao anaty trano koa ny fivoriana ka sarotra ny mivoaka raha nisy ny olon-tsotra tsy nahatanty, soa ihany fa nody tsikelikely ny olona sosotra rehefa nahare ny kabariny!
Hamaly
22. fijo
( 21/12/2005 19:57)
ary toa milaza hiverina indray anie ry zalahy e.hi hih i
Hamaly
23. mandrindra
( 22/12/2005 09:09)
hiverina aiza ? sao dia efa maso izany hoe efa voalako dia miverina hoe lakoy bebe kokoa aho ry zareo a !!!
Hamaly
24. fijo
( 22/12/2005 20:49)
way,jereo ny tribune omaly,fa mbola hiverina hono ry zalahy ka
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1438