AMBIANCE A NOSY BE

1. barbosds
(
15/12/2005 14:51)
Salut Barbos jiaby ao Nosy-be ao, za mba magnotany anaro labandy , INO RA TEGNA MAPIAVAKA SALEGY SOMAIN'I ZANDRY WAWA!!
Dre magnano zegny ndreky ndrako HAOIRA MORAMORA FO VODINAO FA SAO RERAKA ééé;AMBIANCE MAGNIAKA ANDRA KONY IZY 'ty niany ééé
Dre magnano zegny ndreky ndrako HAOIRA MORAMORA FO VODINAO FA SAO RERAKA ééé;AMBIANCE MAGNIAKA ANDRA KONY IZY 'ty niany ééé
novalian'i pissoa ny 22/12/2005 08:16

4. estine
(
16/12/2005 05:10)
ha zala @dihy salegy io ny MALESA rô tegna zahana anô koa be vody io maro olo mitily anô
AMBIANCY ANTSIKA JIABY EEE:lol::lol::lol::lol:
AMBIANCY ANTSIKA JIABY EEE:lol::lol::lol::lol:

7. Herimiafina
(
17/12/2005 03:44)
O ry zalahy an, angaha moa ato tsisy fempetra hoe mba hatao teny gasy azon'ny rehetra e? tsy misy azoko izay raha tenenina ato e.:evil:

9. xxx
(
21/12/2005 14:13)
Dadabe, mandraisa hono lamasinina rah ts maharaka.
Herimiafina, angah nareo ts nianatra tenim-paritra tany am-pianarana kle?
Pissoa k le mot a mot aza v ts efa milay?
Herimiafina, angah nareo ts nianatra tenim-paritra tany am-pianarana kle?
Pissoa k le mot a mot aza v ts efa milay?

10. Herimiafina
(
22/12/2005 00:29)
xxx:
Herimiafina, angah nareo ts nianatra tenim-paritra tany am-pianarana kle?
Ka tsy any le olana fa le resaka fifandraisana e.

11. pissoa
(
22/12/2005 08:16)
xxx > mety milay kah, sao de tsy mifandray intsony ny resaka avy eo!
Herimiafina > toa afaka tampoka njay ny vanitikan'toi :(
Herimiafina > toa afaka tampoka njay ny vanitikan'toi :(