ohatrinona kay zany 26000K Ar. zany?

1. niry47 ( 14/12/2005 13:36)
Tena very mitsy zay @ ty vola e??
Ohatrinona ry reto zany K ariary zany azfd? Ampiana aotra 3 sa tsy zany? dia ahazoana euro @zay diviséna par 2560 sa tsy zany?
Misaotra betsaka
novalian'i SOBIKA ny 15/12/2005 12:11
2. hery ( 14/12/2005 16:53)
Ie marina daholo io :-)

26000 KAr = 26.000.000 Ar
izany hoe 26.000.000 / 2560 = 10.160 euro eo ho eo

Ary raha atao amin'ny vola taloha izy :-) dia
130 millions FMG
3. Veloo ( 14/12/2005 17:08)
andefa vola nga njy?:wink:
4. fijo ( 14/12/2005 22:05)
mijery vidin tany matoa mahita an'io.
5. SOBIKA ( 15/12/2005 12:11)
mmmmmmmmm tandremo zany mitady ho very zany fa ny K anie filazana ny we mille et ra 1K zany dia midika we 1000.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7025