analyse

21. naritsimba ( 19/12/2005 07:34)
vetsoko> mifameno ireo zavatra lazaintsika ireo ry vetsoko, fa dia ho hita eo izay manandanja @ fitsarana, fa ny irariana dia ny hiravonan'ny raharaha tahaka izao.Ny manahirana mantsy dia satria resaka finoana ilay izy ka vao maika hanome vahana ny tsy mpino indray.

22. pissoa ( 19/12/2005 13:51)
:?:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4257