Il est temps de faire la révolution malgache
1. syga
(
12/12/2005 15:01)
Il est temps de faire la révolution malgache.
Nos parents sont des aliénés, ils ne se sont jamais occupés de nos avenir, ce sont des égoïstes. Il est temps que les vieux malgaches, qui ont vécu la colonisation, cèdent leurs places aux jeunes.
Ce sont des vieux corrompus, incompétents qui font bradés le pays aux étrangers pour leurs avantages personnels.
Jeunes gasy, réveillez vous, prenez votre avenir en main.
On est en 2005 et il existe encore des parents malgaches qui disent à leurs filles d'épouser un vazah pour leur bien. STOP !on a marre, on ne fait pas un gosse pour s'offrir aux démunis des occidentaux. On fait un gosse pour l'avenir de son pays.
Si nos parents ne sont plus capables d'élever leurs gosses qu'ils mettent des préservatifs.
Alors les enfants de la patrie le jour de la révolution est arrivée.
Débarrassons nous de nos parents frustrés, décalés de la réalité et non instruits.
Et notre avenir sera meilleur, assez durée, on est indépendant depuis 65 ans et on est de plus en plus, mais où sont nos parents ?
novalian'i jentilisa ny 13/12/2005 15:34
2. fasaly
(
12/12/2005 15:11)
syga: fa inona aza aky no nahatonga fofona be anjy tao lol!????tsara hatao prezida ny repoblik elà zany an!:wink:
4. hery
(
12/12/2005 15:58)
Ka ny hafatrareo aza mbola amin'ny tenin'ny mpanjanaka.
Ataovy amin'ny teny gasy aloha sa nareo kou ao anatin'ilay hoe "qui ont vécu la colonisation"?
Ataovy amin'ny teny gasy aloha sa nareo kou ao anatin'ilay hoe "qui ont vécu la colonisation"?
5. Veloo
(
12/12/2005 16:07)
ie wa ry hery.... asa inn angaha no tena ao an-tsain'ity syga ty kle:roll:
6. Ragadona
(
12/12/2005 16:53)
Porofoy mivantana amin ny alalan ny fiainanao eo amin ny fiaraha monina malagasy ry syga a, zay ange no tena mahomby e, fa ra io teny fanainganao io no hianteheranao dia mety tsy haha resy lahatra ianao satria toa mahay mandaha - teny be noho ianao ireo zoky olona. . . sady tsy vitan ny hoe teny vahiny no ampitanao azy fa mbola ilay firafitry ny teny vahiny mifono "fanan-devozam pahafahana tandrefana". Tsy ratsy a, nefa miaingà amin ny zava misy hahafahana miroso fa aza misosososo loatra sady aza miainga amin ny fifanomezan tsiny raha te hampandroso....
7. ralph
(
12/12/2005 18:32)
Efa nisy nanandrana nanao revolution telo-mpolo taona lasa izay.
- voaraoka ny frantsay tany Diego
- voaraoka ny amerikanina tany Talata
- lasa ny tain'kiringy tany Sakay
- niala tao @ zone franc
- natao teny gasy ny fianarana
- nenjehana ny karana sy sinoa
- nantsoina ny sovietika sy koreanina avatra
- sns sns
Dia hita izao ny vokany ka inona indray ary noho hevitr'i syga ?
Haverina indray ny tamin'ny telompolo taona lasa ? na foanana ny Internet satria ny amerikanina noho namoron'azy sy manjanaka an'izao tontolo izao.
Jerevo ireo zanatany taloho sahala an'ny Mandchourie sy korea zanatanin'ny japone, etazonia zanatanin'ny anglisy, frantsa zanatanin'ny romanina
- voaraoka ny frantsay tany Diego
- voaraoka ny amerikanina tany Talata
- lasa ny tain'kiringy tany Sakay
- niala tao @ zone franc
- natao teny gasy ny fianarana
- nenjehana ny karana sy sinoa
- nantsoina ny sovietika sy koreanina avatra
- sns sns
Dia hita izao ny vokany ka inona indray ary noho hevitr'i syga ?
Haverina indray ny tamin'ny telompolo taona lasa ? na foanana ny Internet satria ny amerikanina noho namoron'azy sy manjanaka an'izao tontolo izao.
Jerevo ireo zanatany taloho sahala an'ny Mandchourie sy korea zanatanin'ny japone, etazonia zanatanin'ny anglisy, frantsa zanatanin'ny romanina
11. yehel
(
13/12/2005 13:42)
Tsy mazava lé kôzy e.Vazaha aloha fôpla e fa tsisy patriotisme mihitsy koa ry razoky ray amandreny tsika.
Fa lé kôzin'i syga aloha mila détails kokoa ka.
Fa lé kôzin'i syga aloha mila détails kokoa ka.
12. jentilisa
(
13/12/2005 15:34)
mahita mpikabary tsy mahay teny gasy aho sady diso ny zavatra lazainy!