Efa mandeha ny fampidirana sary
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
21. fasaly
(
11/12/2005 16:46)
hery:
vale> ao amin'ny hafatra ange efa azo andefasana sary e... ilay tovana io.
mandefa zà fa tsy mety kou!
![](https://avatar.serasera.org/8fe549edee376747a3362a185369e4bb.jpg)
22. LouAnne
(
11/12/2005 16:51)
tsy mande io an! io azany zâ fâ saika ametsaka sary any nefa tsy mety , de lazainy hoe " lazao ny mpianjaikitra fâ tsy mande
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
26. vale
(
11/12/2005 20:41)
akamatiana:
andefaso adresse mailaka aza e! zay manko ratsy be! de menatra!hihihihihivale > zah aza akia orera io tsy menatsa kou ! njy fona io na ratsy na tsara fa aza menatsa zany akia a!! gasy ka manja !!:-*:-*
kanefa zà tsy matahotra anjy koriny refa mijery ny sarinjy! ôrera à ôrera!
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
27. vale
(
11/12/2005 20:43)
Herimiafina:
Mba andefaso ny sarinjy marina we zah ry vale fa otsan'ny tena tiko ho hita njy klé. hehehehe:-D:-D
zà kou te ahita an'i herimiafina akaiky! mbo andefaso ko e!
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
29. vale
(
11/12/2005 20:51)
herimiafina> fa tsy le eo ambony lagilasy be iny fa efa laniko tsenjery iny!(clin doeil!)
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
34. Herimiafina
(
11/12/2005 22:57)
vale:
herimiafina> fa tsy le eo ambony lagilasy be iny fa efa laniko tsenjery iny!(clin doeil!)
Busta ve zany no tinao e, aleo ataoko ato amin'ny manaraka refa voasasa tsara daholo ny sariko sasany fampiseho masoandro, hehehehe:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/375aa3ede5831b6216fb0bef84240127.jpg)
35. hesham
(
11/12/2005 23:51)
Za tsy sahy mametsaka sary fa sao tsy tin`olona tsony resaka amiko fa lol beuuuuu mintsy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D otsan`ny tiko asina fona de fafako fona .
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
36. Herimiafina
(
12/12/2005 00:05)
Zany ve ry hesham, fa sarina inona klou no saika hataonao tao klé, sao de le fahitako iny mantsy de hummmm, hehehehe:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
37. akamatiana
(
12/12/2005 04:02)
hesham > anjay zoky eo akia apetaho le sarijy hummm fa tsy io bandy kely io an !:-*:-D
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
38. fasaly
(
12/12/2005 06:36)
hesham raha i toi no maman'ilay bogosy kely ao de tena bogosy be kou ny mamany e! asio aky fa te hifankahalàla bb kou nge zay e! sa ahoana an! toa zay sy akamatiana foana mantsy no misheo milay ao lol ka manjary tsy matàndamba refa dikafana hihihi!:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/9617aef4427f40deea8d811371f75dc6.jpg)
40. vale
(
13/12/2005 17:59)
Herimiafina:
vale:
herimiafina> fa tsy le eo ambony lagilasy be iny fa efa laniko tsenjery iny!(clin doeil!)
Busta ve zany no tinao e, aleo ataoko ato amin'ny manaraka refa voasasa tsara daholo ny sariko sasany fampiseho masoandro, hehehehe:-D:-D
hahahaha...maita sampona à!...