amin'ny 17 desambra hono

21. Stone ( 16/12/2005 02:44)
Toa tsy mba misy pamaraky izy ity fa barbo aby klé.
22. fijo ( 16/12/2005 04:19)
ka barbo izao no miasa ko.mitady korontana havia sy havanana
23. cocorie ( 16/12/2005 06:55)
Aza mba mandendeha ao alo @ 17 desambra fa raha vao misy korontana ao de ry zareo no tsy hita voalohany eo ka iza ndray no ataony sorona eo sa barbosds no ho ao voalohany de midelira mamoaka ny alahelompony satria tsy misy mpihaino, sy mahita ny fahoriany. Kofy boay mitapitapy, miareta fa hanana ny soa e!
24. ralambo ( 16/12/2005 07:11)
fa barbosds ve marary fo e! mandehana any @ ny dokotera dia jereo tsara any ny fahasalamana e! Tsy hitan-dragahy angaha hoe t@ ny fitondran'iza no nanomboka nisy 4'mi teto Mcar (1981) dia hanotanio olona ny tohiny. Fa amiko aloha avelao ry zareo hamory olona eo dia tsy asiana mpitandro ny filaminana eo fa ho hitanareo ihany ny fandehana toy ny nataon'ny vahoaka teny Mahamasina. Ny tsara dia aleo i barbosds no hitarika sy hanangona olona eny @ ny kianjan'ny 13 Mai dia ho hita eo izay vokany. Ok!
25. pitchou ( 16/12/2005 17:11)
ka tsy lasa mihitsy izany mamory olona an-dalambe izany ka! ngah heverinareo fa sarotra ny mampiasa barbos hamaky fivarotana d lazaina fa ny governemanta no nandefa ireny? ny azy zavatra gidragidra no ilainy! raha tena sur izy fa hahazo olona maninona no tsy any @ villa elizabeta no mamory olona? any tsisy mpitandro filaminana
26. Stone ( 16/12/2005 17:44)
Diso be ny tetiky ny opposition satria raha jerena ny tantara dia isaky ny 12 taona eo, minimum, ny fréquence'ny soulèvement populaire. 72,91,2002,2014?
27. fijo ( 16/12/2005 19:36)
stone,hi hihih kajy be an.
adalana be io e.izy misy hirotaka anie tsy olana fa ny jaridaina simba no mampalahelo ahy e
28. mandrindra ( 19/12/2005 09:39)
fijo, efa ela loatra no nandrenesako izany hoe mitady vahaolana izany. Izay kely sy tsotra azo atao aloha tanterahina. Ny hiafarany lany andro mieritreritra fotsiny raha tsy hoe hamorona teoria vaovao angaha no tanjona.
29. fijo ( 20/12/2005 20:59)
izay koa laoha no tokony hoataon'ny rehetra e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1503