solika malagasy

1. fijo ( 07/12/2005 21:41)
gazety "mada tribune" androany.voalaza fa efa sura fa misy solika ao mada,ary hanoboka amin'ny 2010 ny fitrandrahana.efa misy isa nomena mihintsy aza ao.ka nahagaga ahy.ianareo any antoerana ve efa maharaka izany?ary ahoana no mety ho fiovana hisy ao raha tonga tokoa izay ora izay?????
novalian'i fijo ny 13/12/2005 20:44
2. miarina ( 07/12/2005 22:32)
hihi ... tss de rangah aty lavitra indray ve no ahalala mialoha noho izahay aty
3. LazaRandri ( 07/12/2005 23:03)
miarina:

hihi ... tss de rangah aty lavitra indray ve no ahalala mialoha noho izahay aty
Ny any Madagasikara mihitsy no tena tsy mahafantatra ny vaovao toy itony.
- efa hatr@ taona 2003 io no fantatra teo anivon'ny tontolo misahana ny solika, saingy adivarotra be no tsy mbola ahafantarana hoe iza no hitrandraka azy (Norvege, USA, Venezuela, Australie, Canada, Tiko Petroleum...). Efa hita soritra ihany hoe iza no hitrandraka azy fa ny ady varotra atao dia hoe firenena iza no antenaina hanampy azy amin'ny haitao sy fitaovana?

- Mbola adivarotra koa ny "fiaraha-miasa" amin'ny tompon'andraikitra Malagasy (hahaha)momba ny fepetra mifehy ny fitrandrahana.

4. LazaRandri ( 07/12/2005 23:05)

5. fijo ( 08/12/2005 05:30)
za ry laza tsy hiditra amin'ilay hoe ny aty lavitra indray ve....fa ny ahy ny tena ahiako dia ny zavatra(korontana)hitranga ao amin'izay hora izay.mampanahy ahy ihany mantsy ny misy any afrika manana solika
6. LazaRandri ( 08/12/2005 06:08)
izay mihitsy ra-fijo ny tena tsy mampandroso an'ilay dossier momba an'io ah. Mbola tsy raikitra akory ilay izy dia efa misesika ny vahiny. Asa koa fa toa mitady hiditra i Malaisie sy Singapour.
7. fijo ( 09/12/2005 19:14)
efa henoko io resaka singapour io.ka matoa ireo misesika ao sahady dia misy zavatra tokoa ao,ka isika gasy ve ho sahy hiaro ny tombotsoantsika sa dia le handefitra lava indray.eo koa anie no tena atahorana e.
8. pitchou ( 12/12/2005 19:21)
angah moa i songapour misika @ le solika fa tsy @ le diamant?

tsy vao t@ 2003 no nahafantarana izany fa efa ela ka! tsy resabe naely ange ireny bemolanga ireny e!
fa na izany aza, akory atao e! @zao klou d amporisihana mafy ny olona hamboly jatropha! ny eny ambanivohitra mamboly azy d efa mampiasa io jatropha io hanaovany savony sy jiro!
9. fijo ( 13/12/2005 20:44)
aleo aloha izany handeha miadana bemolanga e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4143