email tsy anketsika ho an'ny namana serasera rehetra

61. diamondra27 ( 12/12/2005 08:23)
veloo: maninon kia ledada io miteniteny foana otran'io foana?
62. kafmalbar ( 12/12/2005 14:56)
raha mbola mitohy izao lalao izao misy hanao ny tsy fanao eto
63. Veloo ( 12/12/2005 16:48)
diamondra a asa retsy anontanio aky izy a:(:(
kaf sady aloha tsy ferana intsony e:(
64. dadabe ( 15/12/2005 01:49)
Mpandefa : kafmalbar [ Valio ] 12-12-2005 18:56:38
Lohateny : Re : email tsy anketsika ho an'ny namana serasera rehetra
raha mbola mitohy izao lalao izao misy hanao ny tsy fanao eto

izany no revy eto zama a :D
veloo ka njy anie tsinn tsy mi :*:* e
65. Veloo ( 15/12/2005 16:17)
:roll::roll::roll:
66. dadabe ( 17/12/2005 04:50)
:-w:-w:-w
67. diamondra27 ( 17/12/2005 11:09)
dadabe: efa nihetsika ve le sary e!
68. Veloo ( 18/12/2005 02:26)
:roll::-D:-D
69. dadabe ( 24/12/2005 04:11)
ilay oron'i veloo no mihetsika fa le sary tsy mihetsika kle :-D:-D
70. Veloo ( 24/12/2005 07:56)
inn marina ny olon=njy ty @ i veloo ry kala dadabe a?:roll::roll::twisted::twisted:
71. dadabe ( 27/12/2005 13:51)
ahoana koa aza zany soratan'njy zany le??olon=njy inn no dikan'io ,le njy mimemeh be anie no mampihetsika ny orondry e , jereo anie zah e:-D:-D +:^) de+:@:@ zay vao mi:miam: avy eo tsika mitsam :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
72. diamondra27 ( 28/12/2005 13:14)
dadabe, veloo:lol::lol::lol::lol:
73. Veloo ( 28/12/2005 17:32)
dadabe a oay kosa e diso frapy za olana no tiko ho lazaina retsy a :P:-P
:-D:-D:-D
74. jennifer2 ( 30/12/2005 01:58)
hoy dadabe;
diamondra27+herimiafina=herimiafina+jennifer humm komitative kle

Tsy azoko???
75. Veloo ( 30/12/2005 02:04)
:roll: mazava be io ko
76. diamondra27 ( 30/12/2005 06:58)
jenni: fa aiza akia no misy an'io tenba tsy hitako

dadabe: aza saropiaro e!

dadabe+noely = ?
77. Veloo ( 30/12/2005 14:44)
78. jennifer2 ( 31/12/2005 17:37)
diamondra a! ao ambony ao akia no misy an'io a!

Veloo a! tena tsy azoko akia fa mba hazavao a!
79. Veloo ( 31/12/2005 22:35)
80. jennifer2 ( 01/01/2006 02:44)
velo koa tssss! tsy ho azoko angaha! raha nandeha teo le sary kely an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083