femme belle

21. jennifer2 ( 07/12/2005 04:12)
dain ahoana koa? hita fa marina zany koa.
22. fasaly ( 07/12/2005 06:01)
marina aky zany jennifer a! tena d'accord zà
23. mamzelkely ( 07/12/2005 09:30)
zay anie wa e:°)
24. sanana ( 07/12/2005 23:26)
:@:@:@:miam::miam:
25. lapino ( 08/12/2005 00:24)
Misy ihany kosa ny vehivavy tsy "belle" e! Misy ny "moche"!
Atao ahoana moa fa ny vehivavy ihany no nampihinana an'ilay voankazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy ko! :wink:
26. jennifer2 ( 08/12/2005 03:59)
aza manaratsy vehivavy eo nareo lehilahy fa nareo aza no tena misy an'le tsisy ialan azy ireny.
27. kafmalbar ( 12/12/2005 15:28)
fa inona no ilaina ny vehivahy raha tsy natao hiterahana sy mpanao raharaha ao antrano
28. dio ( 12/12/2005 16:00)
io kosa ranga tsara foana le hitany masonao wa,fa refa tafiditra de zay vao tena we ts atakalo oh!!!
29. jennifer2 ( 13/12/2005 04:00)
kafmalbar:
tia tena! De za koa mba hiteny. Inona no ilana ny lehilahy, tsy hapidi-bola de hanambitamby.
30. diamondra27 ( 13/12/2005 04:24)
kaf:de hoy izao: henoy izany ry hazondamosiko, efa ilaozan'ny toetrandro zany vhv atao hiteraka sy mpanao raharaha izany e! @zao fotoana ny lhl mandray anjara @ tokatrano, mitaiza zaza,
ity misy blagy natao ho anao manokana:

Les mecs c'est comme les chiottes : soit ils sont
tous occupés, soit ils sont merdiques...

Qu'aurait fait la femme sans l'homme ? Elle aurait élevé un autre animal.

Quelle est la plus petite prison du monde ?
Le cerveau d´un homme, il n´y a qu´une seule cellule.

Comment appelle-t-on des gars dans une piscine ? Une soupe au legumes.

Savez vous comment reconnaître un homme quand il va dire quelque chose d'intelligent ?
Sa phrase commence par "Ma femme ma dit que..."

Quelle est la différence entre un homme et une église ?
L’église est consacrée et l'homme est sacré con.

ataoko fa ampy izay sao tsy tantin'ny cerveau-nao intsony

31. fijo ( 16/12/2005 23:04)
nareo koa anie manaratsy lahy nef amila azy foana e
32. diamondra27 ( 17/12/2005 10:46)
ka tsy maintsy mifampitady foana reo e!
33. ratom77 ( 17/12/2005 11:53)
ny olana misy eto amitsika zao an dia menatra isika lehilahy ilaza ny hevitra ato amitsika sy ny ato ampontsika
ka izay no mahatonga ny vehivavy hihemotra lava
fa izao ny vehivavy koa moratia zay nefa mora leo koa
manahirana indraindray
34. kafmalbar ( 17/12/2005 22:00)
mba diso fijery kosa ianao e ry diamondra,nareo anie manaratsy trop ny lehilahy eto e,nefa ny vehivavy en general tsy maintsy mila lehilahy nefa tsy ny vehivavy rehetra akory no mila lehilahy,asa aloha na azonao no tiako ho tenenina,fa za raha manambady ny vadiko tsy hoe manao raharaha fotsiny ihany fa tsy maintsy miasa koa,ary ny fanaovana zaza iny automatique hoan'ny couple k'asa mety mahery loatra ny filazako azy nefa dia izany no marina
35. kafmalbar ( 17/12/2005 22:04)
lasa mpanao tonikalo @ teny frantsay ianao raha izao no mitohy,ary aza dia tezitezitra amin'ny zavatra tsy misy antony eo e,bedin'i dadabe eo an
36. diamondra27 ( 18/12/2005 19:07)
kaf::-D:-D:-D:-D
37. xxx ( 20/12/2005 12:07)
Diamondra27
Les mecs c'est comme les chiottes : soit ils sont
tous occupés, soit ils sont merdiques...
On est plutôt des chiots car c masculin, la preuve tu l'a dis en bas

Qu'aurait fait la femme sans l'homme ? Elle aurait élevé un autre animal.
elle cherchera particulièrement son chiot, à la limite un chien :lol:

Quelle est la plus petite prison du monde ?
Le cerveau d´un homme, il n´y a qu´une seule cellule.
et la plus grande c'est celle des femmes alors?

Comment appelle-t-on des gars dans une piscine ? Une soupe au legumes.
une femme dans une piscine, elle croit y trouver son diamand satria tsy fantany hoe piscine io?

Savez vous comment reconnaître un homme quand il va dire quelque chose d'intelligent ?
Sa phrase commence par "Ma femme ma dit que..."
Quelle intelligence tu as pour trouver ça! moi je dirai qu'il le dit par amour mais pas par intelligence.
Quelle est la différence entre un homme et une église ?
L’église est consacrée et l'homme est sacré con.
Encore heureux car au moins, on est sacré et je prefere être con tu prouves qu'on est loin d'être conne


Tsiky ihany nefa dia ampy fa aza dia raisina am-po ry ise ny fanalàna atao eto
38. diamondra27 ( 20/12/2005 19:15)
xxx: salut aloha e! de arabaina tonga soa indray, efa nijanona nga le herinandro de nahazo NRJ be fa toa tonga de toa sefosefo be zato ianao

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D


39. diamondra27 ( 20/12/2005 19:38)
xxx: chiottes mihitsy le izy ka, fa tsy chiots tsy fantanao nga ny dikan'io?

Tsy fantako na tsy azonao le blagy na mody fanina enao . Le namalianao azy manko ohatran'ny hoe: tsy fantanao le tiako tenenina
Raha tsy xxx ianao de nandefasako hafatra manokana nanazava an'io fa tena tsy mitovy ny zavatra lazaintsika
40. fijo ( 22/12/2005 04:36)
diamondra koa anie manaratsy lahy be nefa raha vao mahita izao de le mirangorango be ireny e.ndry io zao le mpanoa hoe mbola ampio wa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2423